Mahatsara Horticulture

Mahatsara Horticulture Vente des plantes et fleurs/ Jardinage (soins et entretiens des plantes, conseils)/ Décors événementiels

Mankasitraka  anareo rehetra izay efa nandalo sy nandray anjara androany 🙏Mbola mitohy rapitso sabotsy 23mai ny fotoanat...
22/05/2026

Mankasitraka anareo rehetra izay efa nandalo sy nandray anjara androany 🙏
Mbola mitohy rapitso sabotsy 23mai ny fotoanatsika fa tongava foana o👍
- TSENABE KRISTIANA
- 9H À 17H
- Nanisana CFFAMA (ex-Cneagr)
- ‼️TSY MISY VIDIM-PIDIRANA‼️

👉

‼️AZA ADINO ITY FOTOANA MAMINTSIKA ITY‼️"Ary na inona na inona no ataonareo dia ataovy amin'ny fo, tahaka ny ho an'ny To...
15/05/2026

‼️AZA ADINO ITY FOTOANA MAMINTSIKA ITY‼️

"Ary na inona na inona no ataonareo dia ataovy amin'ny fo, tahaka ny ho an'ny Tompo, fa tsy ho an'olona "(Kol 3: 23)

❤️ Ny hanolotra ny tsara indrindra ho anareo hatrany no antom-pisian'ny Mahatsara Horticulture koa manome fotoana anareo indray zahay
👉 ny 22-23 Mai 2026
📍 TSENABE KRISTIANINA
🏘️ Nanisana - CFFAMA (ex- CNEAGR)
🌷 Hisy tolotra marobe ho an'ny FETIN'NY RENY
📞 0331195091

Tongava maro
❗Entrée gratuite❗

"Ary na inona na inona no ataonareo dia ataovy amin'ny fo, tahaka ny ho an'ny Tompo, fa tsy ho an'olona "(Kol 3: 23)❤️ N...
04/05/2026

"Ary na inona na inona no ataonareo dia ataovy amin'ny fo, tahaka ny ho an'ny Tompo, fa tsy ho an'olona "(Kol 3: 23)

❤️ Ny hanolotra ny tsara indrindra ho anareo hatrany no antom-pisian'ny Mahatsara Horticulture koa manome fotoana anareo indray zahay
👉 ny 22-23 Mai 2026
📍 TSENABE KRISTIANINA
🏘️ Nanisana - CFFAMA (ex- CNEAGR)
🌷 Hisy tolotra marobe ho an'ny Fêtes des mères
📞 0331195091

Tongava maro
❗Entrée gratuite❗

MISAOTRA🙏MANKASITRAKA🙏 anareo rehetra izay tonga maro be nitsidika anay nandritra ny hetsika FIHAONAM-BEN'NY TANTSAHA AV...
29/04/2026

MISAOTRA🙏MANKASITRAKA🙏 anareo rehetra izay tonga maro be nitsidika anay nandritra ny hetsika FIHAONAM-BEN'NY TANTSAHA AVARADRANO. Nahafinaritra ny fihaonana, ny fifankafantarana, ny resadresaka. Misaotra indrindra ihany koa ny mpikarakara. Amin'ny manaraka indray e😉

👉Araho tsy tapaka eto amin'ny pejy fa hisy zavatra tsara ho atolotray anareo foana
📞0331195091

1er jour ....Fihaonam-ben'ny tantsaha avaradrano Misaotra🙏 mankasitraka anareo rehetra izay tonga maro be androany 🙏 nah...
23/04/2026

1er jour ....Fihaonam-ben'ny tantsaha avaradrano

Misaotra🙏 mankasitraka anareo rehetra izay tonga maro be androany 🙏 nahafinaritra be🤩

Mbola mitohy hatramin'ny alahady 26 avril fa tongavasoa ianareo 🤲

𝐄𝐎 𝐀𝐌𝐁𝐀𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐀𝐇𝐈𝐀𝐍'𝐍𝐘  𝗙𝗜𝗟𝗢𝗛𝗔𝗡’𝗜  𝗙𝗔𝗡𝗔𝗩𝗔𝗢𝗭𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗥𝗘𝗣𝗢𝗕𝗟𝗜𝗞𝗔𝗡’𝗜 𝗠𝗔𝗗𝗔𝗚𝗔𝗦𝗜𝗞𝗔𝗥𝗔🇲🇬 𝗔𝗻𝗱𝗿𝗶𝗺𝗮𝘁𝗼𝗮 𝗠𝗶𝗰𝗵𝗮𝗲𝗹 𝗥𝗔𝗡𝗗𝗥𝗜𝗔𝗡𝗜𝗥𝗜𝗡𝗔✨️ 𝘀𝘆  𝐄𝐎 𝐀𝐌...
20/04/2026

𝐄𝐎 𝐀𝐌𝐁𝐀𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐀𝐇𝐈𝐀𝐍'𝐍𝐘 𝗙𝗜𝗟𝗢𝗛𝗔𝗡’𝗜 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗩𝗔𝗢𝗭𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗥𝗘𝗣𝗢𝗕𝗟𝗜𝗞𝗔𝗡’𝗜 𝗠𝗔𝗗𝗔𝗚𝗔𝗦𝗜𝗞𝗔𝗥𝗔

🇲🇬 𝗔𝗻𝗱𝗿𝗶𝗺𝗮𝘁𝗼𝗮 𝗠𝗶𝗰𝗵𝗮𝗲𝗹 𝗥𝗔𝗡𝗗𝗥𝗜𝗔𝗡𝗜𝗥𝗜𝗡𝗔✨️

𝘀𝘆

𝐄𝐎 𝐀𝐌𝐁𝐀𝐍𝐘 𝗙𝗜𝐀𝐑𝐎𝐕𝐀𝗡’𝗡𝗬 𝐏𝐑𝐀𝐈𝐌𝐈𝐍𝐈𝐒𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐋𝐄𝐇𝐈𝐁𝐄𝐍’ 𝐍𝐘 𝐆𝐎𝐕𝐄𝐑𝐍𝐄𝐌𝐄𝐍𝐓𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐕𝐀𝐎𝐙𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐑𝐄𝐏𝐎𝐁𝐋𝐈𝐊𝐀𝐍’𝐈 𝐌𝐀𝐃𝐀𝐆𝐀𝐒𝐈𝐊𝐀𝐑𝐀 🇲🇬

✨️ 𝙍𝘼𝙅𝘼𝙊𝙉𝘼𝙍𝙄𝙎𝙊𝙉 𝙈𝙖𝙢𝙞𝙩𝙞𝙖𝙣𝙖 𝙅𝙚𝙖𝙣𝙣𝙤𝙩 𝙍𝙪𝙛𝙛𝙞𝙣 ✨️

🌾🐄🐟 FIHAONAMBEN’NY TANTSAHA 2026 🌾🐄🐟

💥🅼🅰🅽🅾🅼🅱🅾🅺🅰 🅽🆈 🅰🅻🅰🅺🅰🅼🅸🆂🆈 23 🅰🅿🆁🅸🅻🆈 🅷🅾🅰🆅🆈 🅸🆉🅰🅾💥

🚜🌱 Hetsika lehibe momba ny fambolena sy fiompiana ary ny jono ho atao eto Avaradrano !

📍 Toerana : Faravohitra, Kaominina ambanivohitra Anosy Avaratra

📅 𝘿𝙖𝙩𝙮 : 23 – 24 – 25 – 26 aprily 2026


⛔️𝗧𝗦𝗬 𝗠𝗜𝗦𝗬 𝗩𝗜𝗗𝗜𝗠-𝗣𝗜𝗗𝗜𝗥𝗔𝗡𝗔⛔️

💥🤝 Aza misalasala miantso ny laharana finday:
038 42 510 65 na koa mandefa hafatra eto amin'ny pejy raha mila fanazavana fanampiny ianao na ihany koa hamandrika toerana😊?!

Ny mpikarakara:

EDEN

MILOFO
Analamanga

Anosy Avaratra



20/04/2026

🤲Manasa antsika rehetra mpankafy voninkazo ho tonga amin'ity hetsika iray ity fa ny Mahatsara Horticulture dia hanao TOLOTRA GOAVANA SY MIAVAKA TSY AMPOIZINA amin'ireo karazana voninkazo mandritra io fotoana io
📌23-24-25-26 AVRIL 2026
📍Tany malalaka eo Faravohitra avaratra (anosy avaratra)
❌Tsy misy vidim-pidirana

🤩 PISTACHE VERT 🤩 Pot 20l, reniny be, 4fleurs 🤩 Prix: 500 000ar 📌 Mp 📞 033 11 959 91
14/04/2026

🤩 PISTACHE VERT
🤩 Pot 20l, reniny be, 4fleurs
🤩 Prix: 500 000ar

📌 Mp
📞 033 11 959 91

😍 TACHETÉ fond rose 😍 Pot 20l, tena efa reniny be, 3fleurs😍 Prix: 500 000ar 📌 Mp 📞 033 11 950 91
14/04/2026

😍 TACHETÉ fond rose
😍 Pot 20l, tena efa reniny be, 3fleurs
😍 Prix: 500 000ar

📌 Mp
📞 033 11 950 91

‼️‼️SOLDES ‼️‼️SOLDES‼️TOUT À 30000AR 😲 OUI SEULEMENT À 30000AR Les détails sur chaque photo 📌Mp pour récupération 📞033 ...
03/04/2026

‼️‼️SOLDES ‼️‼️SOLDES‼️
TOUT À 30000AR 😲 OUI SEULEMENT À 30000AR
Les détails sur chaque photo

📌Mp pour récupération
📞033 11 950 91

🌺Vonikazo soa🍀Zaridaina kanto🪷Fifaliana tsy hay lazaina☝️Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany 🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏📞0...
24/03/2026

🌺Vonikazo soa
🍀Zaridaina kanto
🪷Fifaliana tsy hay lazaina
☝️Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany
🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏

📞033 11 950 91


Address

Faravohitra Avaratra Lot IF 34
Antananarivo
103

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mahatsara Horticulture posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category