Importé ihany

Importé ihany Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Importé ihany, Home decor, Ivato, Antananarivo.

🎧 TSY MIDITRA ANATIN'NY SOFINA, FA TSY MORA MIANJERA! 🔥Leo écouteur mora latsaka sy mampanaintaina sofina? 😩✨ Ity écoute...
02/07/2026

🎧 TSY MIDITRA ANATIN'NY SOFINA, FA TSY MORA MIANJERA! 🔥

Leo écouteur mora latsaka sy mampanaintaina sofina? 😩

✨ Ity écouteur Bluetooth Clip Ear ity no vahaolana!

✅ Tsy mila ampidirina lalina ao anaty sofina.
✅ Miraikitra tsara, tsy mora mianjera na rehefa manao fanatanjahantena aza.
✅ Feo Hi-Fi madio sy bass mahery.
✅ Bluetooth 5.5
✅ Réduction de bruit AI – antso mazava na dia eny amin'ny toerana be tabataba aza.
✅ Batterie maharitra, charge Type-C.
✅ Mety amin'ny Android sy iPhone.

🎵 Mety amin'ny:
🏃‍♂️ Fanatanjahantena
🚶 Fitsangatsanganana
💼 Asa
🎮 Gaming
🎬 ijerena film sy ihainoana mozika

📩 Aza miandry ho lany stock! Alefaso ny COMMANDE dieny izao🔥

Prix : 12 000 Ar fotsiny 😍

🎧 Écouteurs Bluetooth V5.4 – Kalitao Premium! 🎧Mitady écouteur tsara feo, maharitra batterie ary mora ampiasaina? Ity no...
02/07/2026

🎧 Écouteurs Bluetooth V5.4 – Kalitao Premium! 🎧

Mitady écouteur tsara feo, maharitra batterie ary mora ampiasaina? Ity no safidy mety indrindra ho anao!

✅ Bluetooth 5.4 – Fifandraisana haingana
✅ Son Hi-Fi – Feo madio sy mazava, mozika sy antso tena manaitra.
✅ Autonomie hatramin'ny 7 ora amin'ny écouteur, ary 15 ora miaraka amin'ny boîtier de charge.
✅ Résistant à l'eau
✅ Confortable – Tsy mora latsaka rehefa ampiasaina.

💯 Mety amin'ny:
🎵 Mpihaino Mozika
📞 Antso an-telefaonina
🎮 Gaming

🔥 prix 28 000 Ar fotsiny
Tel : 034 99 761 94

Raiso izao dia ankafizo ny feo Hi-Fi sy ny batterie maharitra! 🎁

13/02/2026
🔥 KARAZANA FATANA 🔥✅ VETIVETY DIA MAHAMASAKA💥Fatana spirale      simple : 25 000Ar      dounle : 45 000Ar💥Fatana plaque ...
05/02/2026

🔥 KARAZANA FATANA 🔥

✅ VETIVETY DIA MAHAMASAKA

💥Fatana spirale
simple : 25 000Ar
dounle : 45 000Ar

💥Fatana plaque
simple : 30 000Ar
double : 55 000Ar

💥Fatana induction 100 000ar

🤩 ENTANA VAOVAO SADY TSARA QUALITÉ AN

📞 Contact 034 39 505 71 na mp avy hatrany
🚛 Manao livraison sy mandefa any amin'ny faritra

🔥Rice cooker multifonction 🔥     Anti adhésif     💥Mety anendasana 💥Misy cuisson à vapeur (pao,van-tan,sns) 💥Mora diovin...
04/02/2026

🔥Rice cooker multifonction 🔥
Anti adhésif

💥Mety anendasana
💥Misy cuisson à vapeur (pao,van-tan,sns)
💥Mora diovina

💣22cm:2L : 40000ar💵
💣24cm: 2,5L : 50000ar💵
💣26cm: 3L : 55000ar💵
💣28cm: 3,5L : 60000ar💵

📞034 39 505 71
✈️ Livraison Possible

Address

Ivato
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Importé ihany posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category