06/02/2026
Aza tara fa efa tonga ilay pull Vogue Design malemilemy be (maille pelucheuse) ! Sady mafana no mampiseho style vintage tsy mitovy amin'ny an'ny hafa. ❄️
✅ Malemilemy be (effet peluche) : tsy makitikitika ary tena mahafinaritra ny mikasika azy.
✅ Coupe confort : malalaka tsara, mety tsara amin'ny ririnina.
✅Mba jereo anie ny hatsarany e...🤩
Tsy mihotra ny 15000ar anefa, raha toa ka tokony hoe 35000ar❌