31/01/2026
Akory Aby e🤝
Ireto indray ny tolotra ho anareo izay te hanao ny décoration anareo manokana mandritra ny fiancailles 💍:
Misy karazan’ny "pack" azonao hisafidianana ato aminay 🪑✨, ary afaka miova arakaraka ny safidinareo ny prix par pack 💸.
Aza adino mitsidika sy manaraka ny pejy ho anareo izay hikarakara lanona 📲❤️!
☎️ 034 73 836 93 ou 034 97 279 17