Savoka vernis tena tsara

Savoka vernis tena tsara 💥Savoka Vernis tena tsara💥

Mangirana tsy mila borosina, maharitra 2 volana. Couleur: Grenat , Marron, Mena, Neutres

Manao livraison.

Mandefa erak'i Madagasikara.

📌Arrêt bus 10 Antsenakely 033 71 502 10
📌Box 123 Fihavanana Center 034 70 870 04

04/04/2026

Ampatana mandeha ny jiro dia izay mila afaka mankaty 033 71 502 10 mba fifanapiana kely eh🥰

04/04/2026

Aty aminay mandeha ny Jiro dia izay mila courant afaka tonga aty Ampatana 033 71 502 10 mba mifanampy eh 🥰

02/04/2026

Efa tonga ny ilay efa mitambatra couleur mena , grenat, marron
sady @ ilay manosotra indray mandeha dia vita 👌

  efa mitambatra no ao anaty tavoangy iray izany hoe manositra indray mandeha dia vita 👌✔ 2minitra dia maina.✔ Afaka 2 v...
20/03/2026

efa mitambatra no ao anaty tavoangy iray izany hoe manositra indray mandeha dia vita 👌
✔ 2minitra dia maina.
✔ Afaka 2 volana indray vao manosotra savoka.
✔ Mangirana be ny trano
couleur misy: ♥mena 🐻 Marron 💓 Grenat
☎ 033 71 502 10
12 000ar ny fefany

📍 Arret bus 10 Antsenakely
📍Box 123 Fihavanana Center 📞 034 70 870 04

Ny mampiavaka ny   antsika an: 👌manosotra indray mandeha dia vita😍 efa mitambatra ao anaty tavoahangy 1 ny savoka sy ny ...
27/02/2026

Ny mampiavaka ny antsika an:
👌manosotra indray mandeha dia vita😍 efa mitambatra ao anaty tavoahangy 1 ny savoka sy ny vernis
👌2minitra dia maina.
👌Maharitra 2 volana.

Manana savoka cire crème ihany ko isika an
📍Arret bus 10 Antsenakely
☎ 033 71 502 10

Ity savoka ity koa tena mampangirana be nefa tsy voatery mikosoka mafy an.👌Mampangirana be👌Tsy manara tongotra.👌Mamono p...
18/02/2026

Ity savoka ity koa tena mampangirana be nefa tsy voatery mikosoka mafy an.
👌Mampangirana be
👌Tsy manara tongotra.
👌Mamono parasy
Sady kwly fotsiny dia mahavita be
Neutre 500g: 20 000ar
500g couleur mena : 25 000ar

☎ 033 71 502 10
Arret bus 10 Antsenakely

16/02/2026

Misy hatrany ny
👌 Savoka Vernis efa mitambatra.
👌 Savoka mitokana vernis mitokana
👌 Savoka Cire Crème

💝Mirary herinandro sambatra💝
16/02/2026

💝Mirary herinandro sambatra💝

Miarahaba tompoko! Ankotran'ny   ilay hosorana indray mandeha an, manana savoka   ihany koa isika.Couleur savoka vernis:...
14/02/2026

Miarahaba tompoko! Ankotran'ny ilay hosorana indray mandeha an, manana savoka ihany koa isika.
Couleur savoka vernis: mena, grenat, marron
Couleur savoka cire crème: neutre, mena, marron
📍 Arret bus 10 Antsenakely, ampitan'ny vavahadin'ny Acces Banque
☎ 033 71 502 10
☎ 034 70 870 04

09/02/2026
*✨Savoka Vernis Tena tsara✨*  Tsy mila mikosotrano  intsony!  Nefa mangirana be hatrany ny ciment ,gorodona, parquet🔴 *L...
09/02/2026

*✨Savoka Vernis Tena tsara✨*
Tsy mila mikosotrano intsony!
Nefa mangirana be hatrany ny ciment ,gorodona, parquet

🔴 *Loko: Mena - Grenat - Marron - Neutres
🔸Bey Bey mikosotrano nefa mamiratra be ny trano.
🔸Tsy manara tongotra
🔸Mety tsara amin'ny ciment, gorodona parquet sns.
🔶 Afaka 2volana indray vao manosotra savoka.
🔶 2minitra dia maina.

➡️ Mety amin’ny trano fonenana, boutique, na birao, Fiangonana , sekoly.

Misy ihany koa ny Savoka Cire Crème : Manala fofona ratsy, mamono bibikely, mangirana maharitra afaka 3volana imdray vao manosotra savoka.

☎️ 033 71 502 10
🎯 Arret bus 10 Antsenakely Antsirabe
🎯 Fihavanana Center Tsarasaotra Box 123
☎ 034 70 870 04

Address

Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Savoka vernis tena tsara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category