Chez Miëlle déco

Chez Miëlle déco 🏡 Bienvenue Chez Miëlle déco
✨ L'élégance au cœur de votre maison.
🛋️ Meubles • Salon • Bahut • Vase • Décoration
📲 WhatsApp : +261 38 69 859 24

✨Table basse tsara Kely ✨Amin'ilay ngeza tsara no matevina 🥰 ,,tsy mora vaky 🥰,, prix mora foana fa aza tara an ✨Raha mi...
15/08/2026

✨Table basse tsara Kely ✨
Amin'ilay ngeza tsara no matevina 🥰 ,,tsy mora vaky 🥰,, prix mora foana fa aza tara an ✨
Raha misy modèle tinao dia afaka atao foana ❤️
📞 Commande & renseignements : 038 69 859 24
🏠 Chez Miëlle déco
"Kalitao sy hakanto, ho an'ny tokantranonao." 🛋️🤎

✨Salon cuir tsara sady mora nefa mihaja ✨Mety sarahana tsara raha sendra tsy honina ao amin'ny trano iray ✨ 3,2,1,1 (7pl...
12/08/2026

✨Salon cuir tsara sady mora nefa mihaja ✨
Mety sarahana tsara raha sendra tsy honina ao amin'ny trano iray ✨ 3,2,1,1 (7places)
📞 Commande & renseignements : 038 69 859 24
🏠 Chez Miëlle déco
"Kalitao sy hakanto, ho an'ny tokantranonao." 🛋️🤎

✨ Canapé d'angle grand modèle vrai cuir ✨Mety be amin'ny grande salle ✨,, Sady ngeza no tsara 🥰,, modèle vaovao izy ty ✨...
07/08/2026

✨ Canapé d'angle grand modèle vrai cuir ✨
Mety be amin'ny grande salle ✨,, Sady ngeza no tsara 🥰,, modèle vaovao izy ty ✨, manome endrika be sy manatsara ny trano rehetra 🥰
📞 Commande & renseignements : 038 69 859 24
🏠 Chez Miëlle déco
"Kalitao sy hakanto, ho an'ny tokantranonao." 🛋️🤎

Mirroir manjakely nefa tena mora 🥰🥰1m50 ny halavany dia 35cm ny sakany ❤️,, n'y prix tena tsy ampoizina ✨ Raha mahalina ...
05/08/2026

Mirroir manjakely nefa tena mora 🥰🥰
1m50 ny halavany dia 35cm ny sakany ❤️,, n'y prix tena tsy ampoizina ✨ Raha mahalina anao dia miditra Mp aminay avy hatrany ❤️,, vitsi2 sisa fa aza tara an ✨

✨ Canapé d'angle tsara kalitao, sady manara-penitra! ✨ Miala coussin ✨ 6places ❤️Raha hanao commande dia afaka mifidy co...
04/08/2026

✨ Canapé d'angle tsara kalitao, sady manara-penitra! ✨
Miala coussin ✨ 6places ❤️
Raha hanao commande dia afaka mifidy couleur izay tinao sy mety aminao✨
📍 Vidiny mirary 📞 Antsoy: 038 69 858 24
Chez Miëlle déco 🥰
"Ny hatsaran-tokantranonao no laharam-pahamehanay!"

Salama daholo ny mpanaraka ny page rehetra❤️❤️Amin'izao herinandro vaovao be izao dia zavatra vaovao bé daholo koa no ho...
03/08/2026

Salama daholo ny mpanaraka ny page rehetra❤️❤️
Amin'izao herinandro vaovao be izao dia zavatra vaovao bé daholo koa no hoetina ho atsika 🥰🥰,, aza miala lavitra Ary ehh😊😊
Mirary herinandro feno fahasoavana sy fanambinana ho atsika rehetra 😘🥰

01/08/2026

Salama daholo ve tsika mpanaraka ny page rehetra ato? Mirary faran'ny herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra dia Tahin'i Jesosy daholo❤️❤️🥰🥰

✨🛋️ SEZA CUIR ELEGANT – 3+2+1 🛋️✨Mitady seza tsara tarehy sy mahazo aina ho an'ny salon-nao? Ity no safidy mety!🤎 Cuir t...
30/07/2026

✨🛋️ SEZA CUIR ELEGANT – 3+2+1 🛋️✨
Mitady seza tsara tarehy sy mahazo aina ho an'ny salon-nao? Ity no safidy mety!
🤎 Cuir tsara kalitao
🛋️ Ensemble 3+2+1
✨ Endrika maoderina sy manara-penitra
💺 Malefaka, mivelatra ary tena mampahazo aina
🏡 Mety amin'ny trano, birao na efitra fandraisam-bahiny
📩 Vidiny sy fanazavana fanampiny? Alefaso message izahay!
⚡ Aza tara fa voafetra ny stock!
"Ataovy miavaka ny salon-nao amin'ny seza manambatra hatsarana sy fampiononana." 🤎✨
Afaka mandefa modèle izay tinao koa fa ataotsika tsara Kely 🥰

✨ FANDRIANA CUIR ELEGANT & LUXE ✨Omeo endrika maoderina sy kanto ny efitranonao! 🤍💛mora diovina, mateza ary tena manara-...
29/07/2026

✨ FANDRIANA CUIR ELEGANT & LUXE ✨
Omeo endrika maoderina sy kanto ny efitranonao! 🤍💛mora diovina, mateza ary tena manara-penitra.
Ataovy miavaka ny chambre-nao miaraka amin'i CHEZ MIËLLE DECO 🥰
📞 Manaova commande dieny izao!
Chez Miëlle Déco
038 69 859 24

Lampe de table cristal  RECHARGEABLE  tactile manja be aingana + cable USBAmle STYLE MPANAMBOLA MPANAKARENA❤️🥰Prix tena ...
28/07/2026

Lampe de table cristal RECHARGEABLE tactile manja be aingana + cable USB
Amle STYLE MPANAMBOLA MPANAKARENA❤️🥰
Prix tena tsy ampoizina fa sode tara an 😊😊
Sary reel reo❤️

Address

Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chez Miëlle déco posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category