16/03/2026
MACHINE MISE SOUS VIDE - Machine à sceller les aliments
Sahirana ve ianao mitahiry sakafo ?
ity machine sous vide ity dia manampy anao hitahiry ela ny sakafo. Afaka fonosina mihidy tsara ny sakafo rehetra na lena na maina, ka fonosiny tsara anaty plastique alimentaire dia esoriny ny rivotra rehetra izay antony mahasimba vetivety ny sakafo.
Rehefa vita izany dia afaka atao anaty frigo ny sakafo scellé : biscuits, frites, m**o, hena, trondro, légumes,…
Pour Conservation des aliments
Facile à utiliser
Emballage hermétique sous vide
Utilisation : des biscuits, des frites, du pain, de la viande, du poisson ou des légumes,…
Livré avec 10 pièces de plastique d’emballage
Adresse : SHOPPING CENTER BEHORIRIKA – 3e étage - Box 04, 05, 06 et 07
-En face Chamsul Behoririka na Toyota Rasseta Behoririka (andrefan'ny rano maimbo)
-Tel : 034 23 875 50 - 034 15 255 77 – 032 97 408 80 – 033 36 041 00
-WhatsApp : +261 38 82 982 13
-Venez! parking gratuit et sécurisé pour les clients !
-Livraison Tana ville
-Mandefa amin’ny Faritany