22/08/2026
🌸 MANABELLE – Massage général 🌸
Mila fotoana kely hialana sasatra sy hanalana ny havizanana ve ianao?
Ao amin'ny , olona matihanina sy za-draharaha no mandray anao, ary mikarakara anao ao anatin'ny tontolo milamina sy mahafinaritra.
Ny massage général dia natao hanampiana anao hiala sasatra, hampitony ny vatana ary hahatsapa fahatoniana bebe kokoa.
📅 SUR RENDEZ-VOUS UNIQUEMENT
📍 Toerana : Tanambao Zoara, atsimon'ny Toby Soatsihadino
📞 Réservez votre séance et accordez-vous un moment rien que pour vous. 🌸