Ninih Food

Ninih Food ���

Ianareo koa angaha tia Zavatra tsara🥰Indro indray Ary n'y mofomamy izay hinoanay fa tina reo♥️Mandray commande foana koa...
17/04/2026

Ianareo koa angaha tia Zavatra tsara🥰
Indro indray Ary n'y mofomamy izay hinoanay fa tina reo♥️
Mandray commande foana koa izahay😘

Miroso sy mamoka zavabaovao sy Tsara be ho anareo fona izahay🥰Jereko anie izato M**o mamy natao omaly😘N'y tsirony moa di...
29/03/2026

Miroso sy mamoka zavabaovao sy Tsara be ho anareo fona izahay🥰
Jereko anie izato M**o mamy natao omaly😘
N'y tsirony moa dia efa tsy lazaina intsony 🥰
Izay efa nanandrana moa dia afapo daholo♥️
Tongava Ary MP manao n commande eeee🥰🥰

#2026

.. Miarahaba n'y Vehivavy rehetra tratranizao andron'ny 8 Martsa izao🥰 💎 Isan'ny Sakafo nataonay omaly ity sakafo ity🥙🌮O...
08/03/2026

.. Miarahaba n'y Vehivavy rehetra tratranizao andron'ny 8 Martsa izao🥰
💎 Isan'ny Sakafo nataonay omaly ity sakafo ity🥙🌮
Omeo n'y anarany Ary ho anzay te hihinana azy🥰🥰
Alefa......♥️♥️

Asa Kely anio🥰Misaotra anareo mahatoky anay hatrany🥰Ninih Food
13/02/2026

Asa Kely anio🥰
Misaotra anareo mahatoky anay hatrany🥰
Ninih Food

Arahaba nahatratra ny TAONA vaovao 2026♥️Enga anie ho Taona feno fitahiana sy fahombihazana ho antsika rehetra ity Taona...
01/01/2026

Arahaba nahatratra ny TAONA vaovao 2026♥️
Enga anie ho Taona feno fitahiana sy fahombihazana ho antsika rehetra ity Taona vaovao ity🥰
" ..ho tahiana ianao Raha miditra raha mikendry dia hatafiditra....ho tahiana ianao Raha mivoka izay ataonao dia mipôka....🥰🥰🥰"
Bizouuu daholo🥰🥰

Rehefa faraparan'ny Taona tahaka izao dia maro bé ny mifety sy manao lanonana🥰Na dia Alatsinainy bé aza dia miasa fona m...
29/12/2025

Rehefa faraparan'ny Taona tahaka izao dia maro bé ny mifety sy manao lanonana🥰
Na dia Alatsinainy bé aza dia miasa fona manome fahafampo ho anareo🥰
Mami bé ianareo eee♥️♥️
tahinJesosy eee♥️♥️

26/12/2025

Natsiro tsara vé n Bûche de Noël eeee🥰🥰🥰

Mbola ato daholo vé🥰🥰Efa manitra fety n'y Tanàna ..🥰🎄🎄Andao atao mami bé foana ity faraparan'ny Taona ity...🥰🥰Toy n efa ...
08/12/2025

Mbola ato daholo vé🥰🥰
Efa manitra fety n'y Tanàna ..🥰🎄🎄
Andao atao mami bé foana ity faraparan'ny Taona ity...🥰🥰
Toy n efa fanaonay isantaona dia indro indray Ary n'y Gâteau "Buche de Noël" matsiro beeee🥰🥰🥰🥰
Koa ho antsika izay handray anjara dia afaka mandefa hafatra miafina sahady ho fandraisana n'y commande🥰🥰
25 Décembre n'y fotoana Ary🥰
Ho ataony Gratuit n'y Livraison♥️♥️
tahinJesosy daholo🥰

🤩Salama harivariva ee🔔🔔🏷️ Iza Ilay namanao tia lôka matsiro bé iny😁😁Misy lalao kely ityMentioneo ao am Commentaires r za...
03/12/2025

🤩Salama harivariva ee🔔🔔
🏷️ Iza Ilay namanao tia lôka matsiro bé iny😁😁
Misy lalao kely ity
Mentioneo ao am Commentaires r zareo (na firy na firy)😉😉 aveo aboneo n'y pejy♥️
🏷️Izay itanay fa manao commentaires betsaka dia ahazo fanomezan surprise bé am Ninih Food🙂‍↕️🙂‍↕️🙂‍↕️
Am Sabotsy isika misarika Ilay olona nahazo loka🔔🔔
🙏Ndao Ary eeee🔔🔔🔔♥️♥️

Zoma 28 Nov 2025✅Fikarakarana anisan tena nahafaly n client ity Omaly ity😘Sakafo matsiro Ary zavabaovao hatrany no atolo...
29/11/2025

Zoma 28 Nov 2025✅
Fikarakarana anisan tena nahafaly n client ity Omaly ity😘
Sakafo matsiro Ary zavabaovao hatrany no atolotry n'y ekipan'ny ho antsika 🙏💕
Ho antsika manomana lanonana sns .. aza misalasala miantso na mandefa hafatra miafina fa n izahay dia vonona hanome n tsiro tsara indrindra sy miavak ho Anao❤️✅
Araho Ary aloha reto sary omaly ireto☺️☺️
Tahin Jesosy daholo ❣️
Ninih Food 📞 034 09 513 19

Misaotra anareo nahatoky anay hatrany.Miarahaba ireo izay nahazo fahasoavana 😊Aza misalasala manontany sy mandefa comman...
01/06/2025

Misaotra anareo nahatoky anay hatrany.
Miarahaba ireo izay nahazo fahasoavana 😊
Aza misalasala manontany sy mandefa commande fa ho afa-po ianareo

Ny fahafampo nareo no fifalianay.

Oroka mamy😘😘😘

034 09 513 19

Address

Itaosy
Itaosy

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261341541100

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ninih Food posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share