Exotika2.0

Exotika2.0 exotika - plantes et poissons d'ornement💕

034 76 994 62
📍 ivato rond point bani (sarimasina )box route tsarasaotra 🪄
⏰lundi au samedi de 08h à 17h30

15/06/2026

Défilé de mode kely néon tanitchtys😅😍

Jerenareo 😍 mbola misy dispo amin'izy ireto miaraka @ photo réel ☺️Mety atao @ voninkazo rehetra zareo 🥳 sady mora kely ...
13/06/2026

Jerenareo 😍 mbola misy dispo amin'izy ireto miaraka @ photo réel ☺️

Mety atao @ voninkazo rehetra zareo 🥳 sady mora kely manao suivie ny fakany avy ety ivelany fotsiny nareo no mijery 😌
Karazany 3 ny angedany disponible ( sans sous pots)
👉🏼0.8L : 4000ar
👉🏼1.3L : 6000ar
👉🏼1.9L : 8000ar

Afaka livrena na afaka atao récupération en magasin 😁
✨ 0347699462
✨ Ivato rond point bani route vers tsarasaotra Exotika2.0

12/06/2026

Io no atao oe crevette coureur de jupons 🤦🏼‍♀️😂 efa voaenjika doholy ireo noir rehetra reo🤧
Zao no fomba ray hahafatarana oe iza no male dia iza femelle amizareo🎊✨ izay mahatsara kokoa anizareo maromaro no miaraka alaina amizay sur oe tsy maintsy misy couple ao 🫂

Fa avy eo kosa reo tonga dia feno zanany amizao an ☺️ crevette olona andeha ho livrena ireto sendra azo video 😆

Jerenareo😍 Cymbi variegata 🥹Tsy aiko izay ho lokon'ny felany fa ilay raviny fotsiny dia efa mahafatifaty ahy 🫣😛À partir ...
08/06/2026

Jerenareo😍 Cymbi variegata 🥹
Tsy aiko izay ho lokon'ny felany fa ilay raviny fotsiny dia efa mahafatifaty ahy 🫣😛

À partir de 25 000ar dia mahazo raha te hitaiza koa nareo 😁 efa ao anaty pot tsara tarehy kely🥰
Vitsivitsy fotsiny dispo fa afaka tonga dia manao commande @ mp ianareo 🤗

🖍️ 0347699462 livraison ou récupération en magasin Ivato rond point bani route vers tsarasaotra exotika 🎀

Miala @ mahazatra kely isika amilay sakafo trondro ☺️Spécial petit poissons patch izy ito🙏🏼Apetaka fotsiny @ vitre dia m...
05/06/2026

Miala @ mahazatra kely isika amilay sakafo trondro ☺️
Spécial petit poissons patch izy ito🙏🏼
Apetaka fotsiny @ vitre dia manantona samy maka ny anjarany eo ny trondro kely 😅

Mety be @ corydorays koa🤗
Afaka mandalo magasin izay mila na afaka livrena ihany koa 🥳🎀

0347699462

🌟 Amaryllis manja be atolotra ho anareo 🥰💐 Alefako promotion zareo satria voafafa avokoa ny numero teo @ pot dia lasa su...
04/06/2026

🌟 Amaryllis manja be atolotra ho anareo 🥰💐
Alefako promotion zareo satria voafafa avokoa ny numero teo @ pot dia lasa surprise zany noho azonareo any 🤧😍

Fa tsara be doholy reo🤗 numéro 3- 13- 20 ihany no hita ny numero teo aminy sisa dia reo no fatatra zany ☺️🖍️

2 avy dispo ny karazany dia misy karazany 7 zareo 🎈🌷

25 000ar ny iray Promo ✨

🎀 Livraison na récupération en magasin
🎀Ivato rond point bani route vers tsarasaotra exotika
🎀034 76 994 62
fans

Coucou coucou 🥰 petit pots kely en céramique 🏮Tsara be raha atao fanomezana 🎁 mahafatifaty be zareo 😍Afaka cache pot na ...
21/05/2026

Coucou coucou 🥰 petit pots kely en céramique 🏮
Tsara be raha atao fanomezana 🎁 mahafatifaty be zareo 😍

Afaka cache pot na tonga dia ambolena mihintsy satria efa misy goaka ny vodiny 🤗
Misy betsaka ny karazany ✨
Eo eo @ 5 cm - 10 cm eo ny angedany 🖍️ arakaraka ilay modèle ☺️

Alefatsika promotion 10 000ar ny iray 🌟 ( mbola manome prix de gros raha plus de 10 pcs no alainao 🥳)
Mp ary raha mila pot kely mahafatifaty oh ❤️😘

0347699462 - ivato rond point bani route vers tsarasaotra exotika no magasin 🙏🏼

Une plante qui vit sans terre 😳 Tillandsia ou plantes à air 🎈🌸 Et si cette année, vous offriez une plante super unique p...
15/05/2026

Une plante qui vit sans terre 😳 Tillandsia ou plantes à air 🎈
🌸 Et si cette année, vous offriez une plante super unique pour la fête des mères ?

Disponible de suite en magasin ou sur livraison 🤗
✨ Super Facile à entretenir ( 0.2 / 10 niveau de difficulté 😆)
✨On pulvérise juste 2 fois par semaine est 👌
✨ Support super chic aussi dispo en magasin ➿

💥 Ivato rond point bani route vers tsarasaotra exotika juste en face Aloalo café
☎️ 034 76 994 62

Ho be geste indray ry kiala manja anareo fa hahazo pot transparent stylé be 😍✨Niova ny poziny dia misy goaka kely koa ny...
04/05/2026

Ho be geste indray ry kiala manja anareo fa hahazo pot transparent stylé be 😍✨

Niova ny poziny dia misy goaka kely koa ny sisiny amizay aéré tsara ny fakana voninkazo nareo 🤗🌬️
Tsy voatery orchidée ihany no atao aminy fa afaka ambolena voninkazo rehetra izy 🪴🌱
Sady mora kokoa ny suivi @ fakany sy fitombon'ny voninkazo anaty pot transparent ❤️

✨PM : 4500 ar 0.8L
✨MM : 6000ar 1.3L
✨GM : 8000ar 2L

Ps : efa @ sary ny refin'ilay pot dia ngeda kokoa noho ilay pot transparent taloha ireto vaovao ireto 🤗
🏬Boutique : ivato rond point bani route vers tsarasaotra exotika
☎️ 034 76 994 62

🌟 Déco d'aquarium dispo de suite en magasin 💯 *^⁠_⁠^ Sécurité totale : Sans bords tranchants, respectueux des nageoires ...
28/04/2026

🌟 Déco d'aquarium dispo de suite en magasin 💯

*^⁠_⁠^ Sécurité totale : Sans bords tranchants, respectueux des nageoires fragiles. 🛟
*^⁠_⁠^ Esthétique pro : Idéal pour structurer les différents plans de votre bac.🎋
*^⁠_⁠^ Disponibilité : Différentes tailles pour nanos ou grands volumes.🌐

🫶 Récupération en magasin et livraison possible ✨🤗
📞 034 76 994 62
📍Ivato rond point bani route vers tsarasaotra exotika ( 8h - 18h).

Address

Ivato

Opening Hours

Monday 08:15 - 17:00
Tuesday 08:15 - 17:00
Wednesday 08:15 - 17:00
Thursday 08:15 - 17:00
Friday 08:15 - 17:00
Saturday 08:15 - 17:00

Telephone

+261347699516

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Exotika2.0 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category