R.R.Philemond art Betsimisaraka

R.R.Philemond art Betsimisaraka Hafa ihany ny akanton'ny asa-tanana Malagasy.

16/01/2026

This version of Facebook uses less data and works in all network conditions.

Ho avy ity fankalazana ny andron'ny mpifankatia ka vonjeo2 ny zavatra atao fanomezana ho an'ilay Malalanao.Rehefa anolot...
16/01/2026

Ho avy ity fankalazana ny andron'ny mpifankatia ka vonjeo2 ny zavatra atao fanomezana ho an'ilay Malalanao.Rehefa anolotra zavatra ho olon-tinao ihany ataovy tsara sady miavaka.
R.R.Philemknd Art Betsimisaraka eto vonona hanome tsara indrindra avy aty amiko.

Miarahaba antsika jiaby! Izaho R.R.Philemond art Betsimisaraka dia faly manolotra ity cadre Photo ity ho an'Atoa Filoha ...
30/06/2025

Miarahaba antsika jiaby!
Izaho R.R.Philemond art Betsimisaraka dia faly manolotra ity cadre Photo ity ho an'Atoa Filoha Andry Nirina Rajoelina 65 taona nazahoana ny fahaleovan-tena izao. Isika Malagasy dia maro mana-talenta nefa manana olana eo ny fitaovana sy ny ara_barotra. Izaho dia maniry ihaona amin'Atoa Filoha hajaina.Nenay vinavina fa ankinina amin'Andriamanitra.

Mangataka partage maro amintsika namana tsy tapaka.Misaotra antsika rehetra tompoko!

Ho avy tsy ela koa ny vokatra vaovao  hafa kely.
17/04/2025

Ho avy tsy ela koa ny vokatra vaovao hafa kely.

Address

Marolambo

Telephone

+261325681248

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when R.R.Philemond art Betsimisaraka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share