Tia Mih'kaly

Tia Mih'kaly Cuisine 🍲
Pâtisserie 🍰
Viennoiserie 🥐
Service traiteur 🍛
☎️ +261 34 03 114 51

Mirary erinandro mahafinaritra ho antsika mianakavy oh 😻 Ireo ny kaly dia tohano ny aina 😋🥰Cake be ronono 1 + yaourt 1 =...
22/12/2025

Mirary erinandro mahafinaritra ho antsika mianakavy oh 😻
Ireo ny kaly dia tohano ny aina 😋🥰
Cake be ronono 1 + yaourt 1 = 5000ar fotsiny

Ity asa-tanana mamikely ity indray no entina mirary tontolo andro mahafinaritra ho antsika rehetra 🥰 Mitohy hatrany ny f...
18/12/2025

Ity asa-tanana mamikely ity indray no entina mirary tontolo andro mahafinaritra ho antsika rehetra 🥰
Mitohy hatrany ny fandraisana commande gâteau


ity sakafo latsiro be ity indray no entina hirariana toimaso mamy ho antsika rehetra 🌃🥰
12/12/2025

ity sakafo latsiro be ity indray no entina hirariana toimaso mamy ho antsika rehetra 🌃🥰

Soava ny alina aby isika mianakavy mpanaraka ny pejy 🌃😘🥰
10/12/2025

Soava ny alina aby isika mianakavy mpanaraka ny pejy 🌃😘🥰

Mirary tontolo andro finaritra ho antsika rehetra 🥰
09/12/2025

Mirary tontolo andro finaritra ho antsika rehetra 🥰


✅🔴✅ 🔴TE HAMPITOMBO VOLA VE IANAO??? MITADY VADIN'ASA??? 🔴✅🔴✅⏩'ndao ary hiara-hiasa aminay amin'ity yaourt à boire en pip...
07/11/2025

✅🔴✅ 🔴TE HAMPITOMBO VOLA VE IANAO??? MITADY VADIN'ASA??? 🔴✅🔴✅

⏩'ndao ary hiara-hiasa aminay amin'ity yaourt à boire en pipette milay be ity 🧃

🥥🍌 Tia Mih'kaly 🍓🍫

Ahitana hanitra karazany 5 : Fraise, banane, vanille, coco Ary choco

🟤Vita @ ronono velona 🥛
🟤Kalitao tena matsiro 😋👍
🟤Ny vidiny indray tena mirary satria 1200ar/pcs fotsiny, raha mbola hivarotra kosa ianao dia 1000ar/pcs (plus de 30 pcs)

Misokatra amin'ny fiara-miasa rehetra, toy ny Ecole, restaurant, gargotte, épicerie sns....

Midira Mp 📨 na antsoy ny 034 03 114 51 na 034 53 379 18 raha toa ka mahaliana anao 🥰

Lieu de récupération Soavimasoandro
Manao livraison ihany koa izahay 🚲

✅🔴✅ 🔴TE HAMPITOMBO VOLA VE IANAO??? MITADY VADIN'ASA??? 🔴✅🔴✅⏩'ndao ary hiara-hiasa aminay amin'ity yaourt à boire en pip...
27/10/2025

✅🔴✅ 🔴TE HAMPITOMBO VOLA VE IANAO??? MITADY VADIN'ASA??? 🔴✅🔴✅

⏩'ndao ary hiara-hiasa aminay amin'ity yaourt à boire en pipette milay be ity 🧃

🥥🍌 Tia Mih'kaly 🍓🍫

Ahitana hanitra karazany 5 : Fraise, banane, vanille, coco Ary choco

🟤Vita @ ronono velona 🥛
🟤Kalitao tena matsiro 😋👍
🟤Ny vidiny indray tena mirary satria 1200ar/pcs fotsiny, raha mbola hivarotra kosa ianao dia 1000ar/pcs (plus de 20 pcs)

Misokatra amin'ny fiara-miasa rehetra, toy ny Ecole, restaurant, gargotte, épicerie sns....

Midira Mp 📨 na antsoy ny 034 03 114 51 na 034 53 379 18 raha toa ka mahaliana anao 🥰

Lieu de récupération Soavimasoandro
Manao livraison ihany koa izahay 🚲

Akory aby oh 😍🎉Am-pifaliana be indray no hiarahabana antsika mpanaraka ny page rehetra 🥰 Araky ny efa nampanantenaina an...
18/08/2025

Akory aby oh 😍🎉
Am-pifaliana be indray no hiarahabana antsika mpanaraka ny page rehetra 🥰
Araky ny efa nampanantenaina antsika dia nifarana omaly ny lalaon-tsika koa dia mankasitraka indrindra antsika rehetra nandray anjara tamin'ny lalao 🎉🥰
Arahabaina daholo ireo rehetra nahazo fandresena ary faly ihany koa izahay ato amin'ny Tia Mih'kaly'kaly mampanantena anareo fa ho asiantsika lalao matetika mba haafahantsika rehetra misitraka loka 🎉🥰
Alefako ao amin'ny com's ireo olona nahazo ny loka tamin'ity lalaontsika ity ❤️
Mirary soa ho antsika rehetra 🥰 ❤️

Akory jiaby e 🎉 tonga ary ity ilay lalao izay efa mampanantenaina antsika hoe anomezana gâteau 🍰 maimaimpoana ho an'olon...
07/08/2025

Akory jiaby e 🎉 tonga ary ity ilay lalao izay efa mampanantenaina antsika hoe anomezana gâteau 🍰 maimaimpoana ho an'olona IRAY (1)
Ka toy izao ny fepetra tsy maintsy arahina
1- Asio j'aime ny page
2- Invite ny amis hanao j'aime ny page dia alefa ao amin'ny commentaire ny capture
3- Partager-na en mode publique ao amin'ny mur-nao ity pub ity

Marihina fa izay commentaires mahazo j'aime betsaka indrindra ka manaraka tsara ny fepetra no mahazo ny loka
Loka ho an'ny mpandresy :
1er :gâteau 🍰 pour 5 personnes IRAY
2eme: cake 🍞 marbré 1
3eme: cake 🍞 nature 1
Ny lalao dia mifarana ny Alahady 17 Août 2025
Koa aza adino ny manasa ny namana hilalao


Asa-tanana vita am-pitiavana ❤️Mankasitraka indrindra amin'ny fahatokisana 🥰Mp 📨 si vous intéressé 🙏🏼
29/07/2025

Asa-tanana vita am-pitiavana ❤️
Mankasitraka indrindra amin'ny fahatokisana 🥰
Mp 📨 si vous intéressé 🙏🏼

Il faut savoir regarder le soleil derrière les nuages  Bonne journée à vous ☀️
24/07/2025

Il faut savoir regarder le soleil derrière les nuages
Bonne journée à vous ☀️

Address

Soavimasoandro

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tia Mih'kaly posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share