Farango sy Petakofehy by Neny

  • Home
  • Farango sy Petakofehy by Neny
Ho an'ny lehilahy indray zao ny resaka. 🕵️‍♀️Aza misalasala mandefa ny commande-nao.🧲Izahay afaka manantona mandrefy , m...
20/06/2024

Ho an'ny lehilahy indray zao ny resaka. 🕵️‍♀️
Aza misalasala mandefa ny commande-nao.🧲
Izahay afaka manantona mandrefy , mba ho tena mety tsara aminao ny akanjo izay nafaranao.
Haut homme: A partir de 35 000ar Taille S ☺️
Ao amin'ny sary ny mombamomba azy.

🚨Akanjo niampita ranomasina 🚨Nisy fivoriana iraisam-pirenena Afrikana natao tany Kenya ny voalohandohan'ny Avril 2024 te...
19/04/2024

🚨Akanjo niampita ranomasina 🚨
Nisy fivoriana iraisam-pirenena Afrikana natao tany Kenya ny voalohandohan'ny Avril 2024 teo, hijerena izay "position" n'ny Afrika manolona ny fanatanterahana ny vina momba ny fiovaovan'ny toetrandro manerantany.
Ny nisolo tena atsika malagasy tsy nisalasala fa dia nandefa avy hatrany ny commande robe gasigasy 🇲🇬 entina anehoana ny maha malagasy atsika.

Mirary soa ho azy amin'izay atao rehetra. 😍
Hitondra avo ny firenetsika, hitondra avo ny asatanana Malagasy.








🕊️Dia ho P***a feno fanafahana ho atsika rehetra ary ho talanjona amin'ny asan'Andriamanitra foana anie isika. 🕊️Mirary ...
31/03/2024

🕊️Dia ho P***a feno fanafahana ho atsika rehetra ary ho talanjona amin'ny asan'Andriamanitra foana anie isika. 🕊️
Mirary fety sambatra ho atsika rehetra izahay eto amin'ny Farango sy Petakofehy by Neny
Marka 16:1-8

Salama eh,.. Sarina inona aza no nataonay petakofehy teto androany oh ?? 😁Mirary soa be ilay olona nanao commande tamina...
30/03/2024

Salama eh,.. Sarina inona aza no nataonay petakofehy teto androany oh ?? 😁

Mirary soa be ilay olona nanao commande taminay. Alefanay tsy hoe ela eo ny sary !
Fa zao aloha andao hiaraka hamantatra sy hankafy izany biby izany. ♥️😍

🚨🚨Collection zazakely 🚨🚨Aza gaga fa afaka manao zavatra mahafatifaty kely ho an'ny Zanakao ihany koa zahay.Serviette lav...
15/03/2024

🚨🚨Collection zazakely 🚨🚨
Aza gaga fa afaka manao zavatra mahafatifaty kely ho an'ny Zanakao ihany koa zahay.
Serviette lavable pour nouveaux nés avec pochette personnalisée. 😍💖
Combinaison pour un carnaval c'etait pour un garçon de 6 ans 😍
Et un Haut Gasigasy pour un garçon de 10 ans.

N'hésitez plus à passer votre commande 👉 Farango sy Petakofehy by Neny


Une cliente très satisfaite de notre travail.Merci à vous 😍N'hésitez pas de commander. 😉
27/02/2024

Une cliente très satisfaite de notre travail.
Merci à vous 😍

N'hésitez pas de commander. 😉

Salama daholo eh, 😍🥳Resaka nappe de table hatrany no resahitsika.🇲🇬🇲🇬Vokatra vao mafana no sady tonga dia afaka jifaina ...
05/02/2024

Salama daholo eh, 😍🥳
Resaka nappe de table hatrany no resahitsika.🇲🇬🇲🇬
Vokatra vao mafana no sady tonga dia afaka jifaina 😁, izay tonga aloha ihany no mahazo.

⛔⛔
30/01/2024

⛔⛔





Salama eh, 🎉Tovovavy kely iray lasa nandeha misolotena an'ny Madagasikara any Rwanda amin'ny resaka fifanakalozana eo am...
16/01/2024

Salama eh, 🎉
Tovovavy kely iray lasa nandeha misolotena an'ny Madagasikara any Rwanda amin'ny resaka fifanakalozana eo amin'ny samy Mpitarika 🍀no nandefa ny commande robe mafatifaty toa azy. 💞🎉
Mirary soa ho azy Izahay Eto aminCrochets Vita Malagasygasy hahavita ny asa takiana aminy.
Dia rovita alohan'ny aina ny akanjo. 💞

Robe Malagasy : 35 000ar taille S.
Alefaso dieny zao ny commande-nao fa tanterahinay arak'izay irinao 🎉😉

Address

Soavimasoandro

Telephone

+261324921059

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Farango sy Petakofehy by Neny posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Farango sy Petakofehy by Neny:

  • Want your business to be the top-listed Interior Service?

Share