10/07/2026
Tsy mila mikosoka intsony ianao, mora hahosotra, tsy mifindra amin'ny tongotra, tsy misy fofona, maharitra ary azo sasana Tsara🌸
✨ Toamasina Savoka-Vernis Haute Qualité ✨
✔ KALITAO TENA TSARA ! 🏅
✔ Mora hahositra
✔ Mangirana tsara, ela vao miala
✔ Mateza , maharitra
✔ Vidiny tena mirary
Mety ho an'ny :
🔹Dallage ciment - Gorodona - Parquet - Fanaka
dispo : Rouge vif - Grenat - Marron
: Savoka 1L + Vernis tapany = 32000ar
Savoka tapany + Vernis fefany = 20000ar
Savoka fefany + Vernis fefany = 10000ar
Misy ho an'ireo maka +10L na mbola hivarotra 🎀
manomboka amin'ny 3.000ar
Asa misalasala ianareo any amin'ny faritra fa mandefa any amin'ny faritra koa izahay
: 034 94 690 87
037 96 473 17
"Savoka vernis, antoky ny trano mangirana"