Leti's Food 509

Leti's Food 509 Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Leti's Food 509, Kitchen/Cooking, Fénérive-Est, Toamasina.

11/06/2024
Ho antsika zay mila goûté sy raha atao petit déjeuner dia natao ho @ vidiny mirary izy tô ai.Cake: 5.000arGalette au coc...
05/05/2024

Ho antsika zay mila goûté sy raha atao petit déjeuner dia natao ho @ vidiny mirary izy tô ai.
Cake: 5.000ar
Galette au coco: 3.500ar
Tel: 034 82 643 38

Akory aby antsika e👋Ela2 zay ai, miherigny livraison composé ho any le olo tsy afaka miala tragno sy toeram-piasagna fa ...
05/05/2024

Akory aby antsika e👋
Ela2 zay ai, miherigny livraison composé ho any le olo tsy afaka miala tragno sy toeram-piasagna fa ho anao izay afaka magnatogno toeragna dia agnatiny @ Lycée misy anay.
Tel: 034 82 643 38

🤝Salama ehh 🤝Pâte manta ndraiky nintsika niany aii ( masak'emboko)🔶 manifitify fa tsy lay maventy bé regny🍝🍜🔶 Prix : 400...
25/06/2023

🤝Salama ehh 🤝
Pâte manta ndraiky nintsika niany aii ( masak'emboko)
🔶 manifitify fa tsy lay maventy bé regny🍝🍜
🔶 Prix : 4000ar/kg
🔶Mp ho an'zay liana na tonga de miantso📞
📲 034 82 643 38👈

Gratin sognambo 😋
15/06/2023

Gratin sognambo 😋

Akory aby antsika 🙋Cuisse dame 1.000ar sachetMp ho an'izay liana tompoko.
13/05/2023

Akory aby antsika 🙋
Cuisse dame 1.000ar sachet
Mp ho an'izay liana tompoko.

Merci madame Wina Suzilla Beraozy 🙏💕
04/05/2023

Merci madame Wina Suzilla Beraozy 🙏💕

🙋Fénérive-Est 🙋Salama aby ohhh🍪Galette matsiro🍪 ndraika atolotra ho antsika niany, izay amin'ny vidiny mirary hatrany✔️ ...
27/04/2023

🙋Fénérive-Est 🙋
Salama aby ohhh
🍪Galette matsiro🍪 ndraika atolotra ho antsika niany, izay amin'ny vidiny mirary hatrany✔️
# 3000 ariary ny iray sachet
# Galettes 5 isa no anatin'iray sachet
🔺Mandefasa Mp izay liana na miantso🔺
📞034 82 643 38📞
📞032 21 625 90📞
Mankasitraka eee

🍽️ Livraison androany🍽️Mankasitraka eee!🥰⭕Mandray commande isan'andro ankoatran'alahady.🔻Livraison entre 8h-11h🔻🔺Livrais...
26/04/2023

🍽️ Livraison androany🍽️
Mankasitraka eee!🥰
⭕Mandray commande isan'andro ankoatran'alahady.
🔻Livraison entre 8h-11h🔻
🔺Livraison gratuite hoan'zay tsy de lavitra loatra 🔺Prix: 1000ar na 5000fmg
📞034 82 643 38📞

Akory aby antsika a Fenerivo 🙋Ity misy goûter vitsivitsy ho antsikaCake sy galette amin'ny tsirony zay mahafapo antsika.
19/04/2023

Akory aby antsika a Fenerivo 🙋
Ity misy goûter vitsivitsy ho antsika
Cake sy galette amin'ny tsirony zay mahafapo antsika.

Address

Fénérive-Est
Toamasina

Telephone

+261348264338

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Leti's Food 509 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share