03/06/2026
Raha matetika mampiady zaho amin'ny olo ao an-trano, ny fitaovana ampiasaiko kitihina. Geurre tsy vita mihitsy izy koa misy very. 🤣😂😂
Hoy zareo: ka ny fitaovana ampiasainao madame mipetrakapetraka amin'ny tany jiaby io,aiza izy tsy ho very?
Zaho: Aleo itadiavako solution zany. De nahita ity trousse ity zaho. Ka atolotro anareo izay mbola miaina an'izany.
👉Amidy ato amin'ny boutique izy io ho an'izay mila. Trousse vide.
Prix: 8.000Ar pièce
📍Lieu: Tanambao 1, entre police 2ème sy Caisse d'épargne mitsofoka ho any amin'ny soupe Patricia.(Tsy amin'ny goudron).
☎️0349792676