25/10/2025
Ao indray ary hasina tantara kely e! 😊
FANTATRAO VE 🤔?
Ny voanjo dia loharanon’angovo, protéines ary bon gras — manampy amin’ny fitomboan’ny hery sy ny fahaiza-misaina. 🧠💪
Izay no antony namoronana ny Beurre d’Arachide Naturel
100% voanjo, 100% tsara ho an’ny vatana.
📍 Showroom Pejaa – Tamatave