01/02/2026
Akory aby e!
Ho antsika eto Toamasina sy manerana ny nosy.
Efa misokatra ho antsika tsy ankanavaka izahay ato amin'ny " Meuble Mélamine Alfred"
Mivarotra mélamine aminy kalitao tsara izahay,mety tsara amin'ny fanamboarana meuble ao amin'ny :
✅ Lakozia
✅ Hefitra fatoriana
✅ Hefitra fisakafoanana... Sy ny maro tsy voatanisa.
🎨 Misy loko maro azo isafidianana.
💰 Kalitao tsara amin'ny vidiny mirary.
Manasa anao hitsidika fa vonona hanome vahaolana sy fahafampo mifanaraka amin'ny filànao izahay.
📍 Toerana : lot 90 parcelle 21/74 Tanambao verrerie
📌Raha mila fanazavana fanampiny :
📞 Tel: 034 67 862 84 / 037 41 170 06
📱 WhatsApp : 034 67 862 84
📧 Email: [email protected]
"Trano milamina ,fianakaviana sambantra."