Koly Fampianarana ara-kasa : coupe et couture / mécanique auto / coiffure
� 0341152440 / 0330952440

11/06/2024

Tsy hoe tsy tamana fa miandry ihany koa ny I.F.PRO.G Tananarivo @ cours de vacance.

I.F.PRO.G !                     FANASANA ! Ny mpianatry ny I.FPRO.G rehetra,ny Ray aman-dRenin'ny mpianatra,ny mpampiaan...
02/06/2024

I.F.PRO.G !
FANASANA !
Ny mpianatry ny I.FPRO.G rehetra,ny Ray aman-dRenin'ny mpianatra,ny mpampiaanatra rehetra,ary ny Talen'ny sekoky I.F PRO.G no manasa ny havana aman-tsakaiza hanatrika sy hiara- hifety aminay ,@ famoahana ireo mpianatra sampana "Mécanique sy coupe et couture" afaka fanadinana ara-panjakana teo, izay ho tanterahina ny 06 juillet 2024 izao ao @ " Espace Kanty Itaosy hôpital ".
Hisy ny fizarana certificat de fin de formation izay atrean'ny avy ao @ Ministère, défilé de mode,lanonana arahin'ny hanim-pito loha,dihy sns...
Efa afaka jifaina manerana ny I.FPRO.G ny Invitation !
Tongava tompoko !

Formation en modisme & stylisme .Mitondra catalogue izay tiana ianarana ,ampianarina manao création aorian'izay.        ...
25/11/2023

Formation en modisme & stylisme .
Mitondra catalogue izay tiana ianarana ,ampianarina manao création aorian'izay.
Tél : 034 11 524 40

Formation en modisme &  stylisme Méthode tsotra  ,haingana . Afaka mampianatra modèle izay tiana .Faharetany : herinandr...
24/11/2023

Formation en modisme & stylisme
Méthode tsotra ,haingana .
Afaka mampianatra modèle izay tiana .
Faharetany : herinandro @ sarany mora indrindra .
Te l: 034 11 524 40

Formation en modisme, stylisme.Faharetan'ny fianarana : 4 andro .Mitondra catalogue izay tiana ny clients,ampianarina am...
07/07/2023

Formation en modisme, stylisme.
Faharetan'ny fianarana : 4 andro .
Mitondra catalogue izay tiana ny clients,ampianarina amin'ny fomba tsotra ny modèle izay ho entinao : sarany 200000 ar/ modèle
Sady mahay base no mahay style.( Coupe , couture,mampiasa machine industrielle gratuit)
"Débutante"
Tel : 0341152440/0330952440
Toerana : Analakely ,Itaosy .

Manofana ho styliste,modiste! Tél: 0341152440/0330952440
02/03/2023

Manofana ho styliste,modiste!
Tél: 0341152440/0330952440

03/01/2023

Bonne année à tous !

Send a message to learn more

Relijiozy nahavita fihofanana ka nandray ny diplôme ara-panjakana !
29/12/2022

Relijiozy nahavita fihofanana ka nandray ny diplôme ara-panjakana !

Address

Antananarivo

Telephone

+261341152440

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Koly posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Koly:

Share