Kaly Matsiro by Landie

Kaly Matsiro by Landie Sakafo ho any rehetra😍

Miam😋😋😋
20/05/2026

Miam😋😋😋

Miam🥰
06/05/2026

Miam🥰

💗💗💗
15/04/2026

💗💗💗

Coucou la famille 🥰Mankasitraka foana ny amin’ny fankafizanareo ny sakafo ataonay😍 tinareo be lay tripes sauce sy lay mi...
08/12/2025

Coucou la famille 🥰
Mankasitraka foana ny amin’ny fankafizanareo ny sakafo ataonay😍 tinareo be lay tripes sauce sy lay misao😋
Mbola eto foana zahay vonona hanome fahafaham-po anareo💝

Alefaso commande ho an’ny fête zay ataonareo.
Tel 5724 0484

06/12/2025

Salama tsika ato, handeha @ finoana aho, mino aho fa hanao zavatra Andriamanitra 🥰

Nb: misy groupe fizarako lay sakafo amidiko, efa herinandro zay, zay publiéko lasa tsy approuvé nefa taloha tonga de affiché raha vao mi pub aho.
Tsy maninona zany👊💪
Lasa fona tsika😍
Misaotra anareo manjifa hatrany🥰

Coucou la famille 🥰Menu Disponible pour demain=💟Tripes sauce 💟Brochette poulet 💟poulet entière 💟composé 💟MisaoLivraison ...
05/12/2025

Coucou la famille 🥰
Menu Disponible pour demain=
💟Tripes sauce
💟Brochette poulet
💟poulet entière
💟composé
💟Misao

Livraison possible
Tel 5724 0484

Saucisse rougaille pimenté 🥰🥰🥰
03/12/2025

Saucisse rougaille pimenté
🥰🥰🥰

Omelette+tomates+fromage 😋😋😋
03/12/2025

Omelette+tomates+fromage
😋😋😋

Bonjour la famille 🥰Te hiteny fotsiny aho hoe: misaotra ny @ fahatokisana...❤️🩷💝💖Mitohy hatrany ny tolotra, aza misalasa...
01/12/2025

Bonjour la famille 🥰

Te hiteny fotsiny aho hoe: misaotra ny @ fahatokisana...❤️🩷💝💖

Mitohy hatrany ny tolotra, aza misalasala mandefa ny commandenao🧡

Tel 5724 0484

💟Vary @ anana spécial😋💟Matsiro @ lay tinareo sy manala makafoka💟sabotsy ty vao disponible an🥰🫴Andraso alo jerena tsara r...
26/11/2025

💟Vary @ anana spécial😋
💟Matsiro @ lay tinareo sy manala makafoka
💟sabotsy ty vao disponible an🥰

🫴Andraso alo jerena tsara raha atao kitoza na saosisy 😋😋😋
Bonne journée ianareo ry malala isany😍

Address

Poussepasse Lane
Quatre Bornes
72501

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kaly Matsiro by Landie posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share