Sakafo mamy & masira - goûts & délices

Sakafo mamy & masira - goûts & délices Du bon gout- des beaux décors- au bon endroit. Friandises

Mendimendy mikarepoka tsara hihinanana vary amin'anana 🤤
12/04/2026

Mendimendy mikarepoka tsara hihinanana vary amin'anana 🤤





Salady maivana ara-pahasalamana.Tongolo, voatabia,radis,  ravin-tsalady, oliva asina sira kely, ranom-boasarimakirana ke...
03/04/2026

Salady maivana ara-pahasalamana.
Tongolo, voatabia,radis, ravin-tsalady, oliva asina sira kely, ranom-boasarimakirana kely 🤤 sy menaka kely hmm 😋.

Mirary faran'ny herinandro mahafinaritra ho anareo mpanaraka ny pejy rehetra❤️😊.





Bonne semaine jiaby 🤗❤️Ao amin'ny commentaire ny RECETTE FANAOVANA SAOSISY, ho an'izay mbola tsy nahita.Laoka Alatsinain...
23/03/2026

Bonne semaine jiaby 🤗❤️

Ao amin'ny commentaire ny RECETTE FANAOVANA SAOSISY, ho an'izay mbola tsy nahita.

Laoka Alatsinainy
Saosisy saosy 🤤.







Goûter kely 😋Ramanonaka sy mofogasy, miaraka amin'ny cafè 🤤.
22/03/2026

Goûter kely 😋
Ramanonaka sy mofogasy, miaraka amin'ny cafè 🤤.






Bon Dimanche à tous 🤗❤️.Laoka Alahady Toton-kena sy poivrons 🤤
22/03/2026

Bon Dimanche à tous 🤗❤️.
Laoka Alahady

Toton-kena sy poivrons 🤤





Bon week-end ☺️❤️Laoka androany sabotsy :hena natao saosy niaraka tamin'ny anana miaraka amin'ny poireaux.
21/03/2026

Bon week-end ☺️❤️

Laoka androany sabotsy :hena natao saosy niaraka tamin'ny anana miaraka amin'ny poireaux.




CACAPIGEONRECETTE NOTSORINA.Farine 500 gSira izay mahampySiramamy 1 sotrokely (afaka tsy asina, tena manome tsiro azy in...
19/03/2026

CACAPIGEON

RECETTE NOTSORINA.
Farine 500 g
Sira izay mahampy
Siramamy 1 sotrokely (afaka tsy asina, tena manome tsiro azy iny)
Levure chimique 25g (1 sachet eo ho eo)
Menaka 2 sotro
Rano 1 vera eo ho eo na 20cl (ampiana kely raha maina be ny pâte)

Fikarakarana azy
Afangaro sy polesina tsara, afaka mampiasa batteuse. (pétrissage)
Fisahina @ rouleau à pâtisserie na laminoir rehefa tsy miraikitra intsony, averina matetika.
Atao mahazo hatevina sahabo 5mm, de tapatapahana na mampiasa machine à pâtes.
Endasina amin'ny menaka mafana, tsy mahamay be.
Rehefa manopy doré de vita ny cacap's 😋.

Manendy voanjo asina menaka, sira, vovo-tsakay kely hampiarhina aminy hmm machiro🤤
Raha tinao:
Afaka asinao izay épice hanananao sy tinao ihany koa: poivre, oignons en poudre, gingembre, paprika, ails...
Afaka asina dobera kely ihany koa de ahena ny menaka.
Afaka asina fromage
Sns...

Mazotoa manandrana de miirary soa daholo 🙏 🤗.

Bon lundi daholo 😊❤️.Anisan'ny sakafo tena feno (aliment complet) ny atody. Angamba tsy misy tsy mahay mahandro sy mikar...
16/03/2026

Bon lundi daholo 😊❤️.

Anisan'ny sakafo tena feno (aliment complet) ny atody. Angamba tsy misy tsy mahay mahandro sy mikarakara atody kosa e.
Fa ireto sary hitako tao amin'ny internet ireto kosa tena nanintona sy nampiendalenda ahy🤤.
Nalaiko de zaraiko aminareo mpanaraka mba hangalana inspirations ankoatra izay fikarakarana efa hay.
🍳 Ahoana ny fikarakarana ny atody (izy atao sakafo), mahazatra anareo?
🍳 Ahoana fikarakarana azy hainao anefa heverinao tsy de mahazatra sy tsy fantatra loatra? Mba hifampizarao e 🤗🙏.

Mazotoa homana daholo 😊


12/03/2026

ENY Ô 🤗👋

Misy mpanaraka maromaro mandefa messages manontany hoe toa tsy misy publication intsony.
Efa manomana zavatra tsara, mahasoa, mahafinaritra...ho an'ny mpanaraka fa sady mandamina no sahirana amin'ny asa aman-draharaha e. Aza miala fa ho avy tsy ho ela 😊

Ndao asintsika tsikitsiky sy onde positive kely miaraka amin'ny Fraissitto aloha androany

Bon appétit 🤗, avy aty amin'ny admin manokana 😌.  lena natao saosy  saosy  😆 ranonboankazo
20/01/2026

Bon appétit 🤗, avy aty amin'ny admin manokana 😌.

lena natao saosy
saosy
😆 ranonboankazo


Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00
Saturday 08:00 - 18:00
Sunday 08:00 - 18:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sakafo mamy & masira - goûts & délices posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Sakafo mamy & masira - goûts & délices:

Share