27/11/2024
Miarahaba antsika rehetra eh!! 😁,
efa akaiky indray izao ny fety. 🎉🎉❄️❄️
Mandray commande foana izahay anh. ✍️😄
15 andro eo ho eo aorian'ny fanaovana commande no fahavitàn'ny Babyfoot na Billard ato aminay.
Aza misalasala miantso ireto laharana manaraka ireto na mandefa hafatra miafina.😁
TEL: 0340947834
0382984347
0349374428