ZAH Créa

ZAH Créa Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from ZAH Créa, Arts & Crafts Store, Talatamaty Ivato, Ambohidratrimo.

Efa misy indray ireto fa aza tara an 😍Misy doublure sy fermeture , ary poche kely ao anatiny Hitatsika eny  tsirairay av...
30/07/2023

Efa misy indray ireto fa aza tara an 😍
Misy doublure sy fermeture , ary poche kely ao anatiny
Hitatsika eny tsirairay avy ny refiny 😊
Afaka mandefa mp avy hatrany 😊🌺🌸🌼

📢 Araraoty ! Araraoty ! 🌺PROMOTION FETE DES MERES  ☺💐♦Manomboka androany 22/05  ka hatramin'ny 02/06🦋 Hitantsika eny  ny...
22/05/2023

📢 Araraoty ! Araraoty !
🌺PROMOTION FETE DES MERES ☺💐

♦Manomboka androany 22/05 ka hatramin'ny 02/06
🦋 Hitantsika eny ny prix misy ny fihenam-bidy , hatramin'ny 17 % 😊

❌ Livraison gratuite ho an'izay maka maro eto Tana , ka tsy lavitra be ny centre ville

❌ Araraoty fa izay tonga aloha no mahazo an 😊

Afaka mandefa mp avy hatrany ☺

🌸Sac à epaule🌼Sac à main🌺Pochette🌻Tote bagMisy fermeture sy doublure ary poche kely ao anatiny .Itantsika eny amin'ny sa...
05/05/2023

🌸Sac à epaule
🌼Sac à main
🌺Pochette
🌻Tote bag
Misy fermeture sy doublure ary poche kely ao anatiny .Itantsika eny amin'ny sary tsirairay avy ny prix sy ny dimensions.

💠Manao livraison izahay na afaka alaina ety Talatamaty Ivato.
Afaka mandefa mp avy hatrany 😊

Sac à epaule marron 😍Dimensions 34 x 19 cmPrix 17 000 ar
05/05/2023

Sac à epaule marron 😍
Dimensions 34 x 19 cm
Prix 17 000 ar

Sac à main vita amin'ny lamba soga 😍🌸Misy poche kely ao anatinyDimensions : 31 x 27 cmPrix : 14 000 arMandray commamde h...
22/04/2023

Sac à main vita amin'ny lamba soga 😍🌸
Misy poche kely ao anatiny
Dimensions : 31 x 27 cm
Prix : 14 000 ar

Mandray commamde hatrany amin'ny sary izay tiana 😊

Pochette vita amin'ny lamba soga 😍🌼Misy poche kely ao anatinyDimensions :  30 x 25 cmPrix :12 000 arMandray commande hat...
22/04/2023

Pochette vita amin'ny lamba soga 😍🌼
Misy poche kely ao anatiny
Dimensions : 30 x 25 cm
Prix :12 000 ar

Mandray commande hatrany amin'izay sary izay tiana 😊

Salama ô!Mankasitraka antsika rehetra amin'ny fahatokisana ☺💐Mikasika ity modely ity, izay anisany be mpanotany indrindr...
15/04/2023

Salama ô!
Mankasitraka antsika rehetra amin'ny fahatokisana ☺💐

Mikasika ity modely ity, izay anisany be mpanotany indrindra , maromaro ihany koa ianareo no efa naka , misy ihany koa no manontany hoe mbola misy ve .Eny Mbola misy tompoko , afaka mandefa mp avy hatrany ☺

Vita amin'ny tissu gabardine matevina izy ty , ary mbola misy matière manenjana azy ihany koa
Dimensions :
Largeur 42 cm
Hauteur 31 cm
Epaisseur 11 cm

Prix : 22 000 ar

Ny frais de livraison arakaraky ny toerana , fa afaka alainao ety Talatamaty Ivato ihany koa .Mankasitraka antsika rehetra ☺

Salama o!Mbola misy hatrany izy ireto a Sacs / bandoulières / tote bags 😍🌺🌼🌸🌻Eny amin'ny sary tsirairay avy no ahitantsi...
07/04/2023

Salama o!
Mbola misy hatrany izy ireto a
Sacs / bandoulières / tote bags 😍🌺🌼🌸🌻
Eny amin'ny sary tsirairay avy no ahitantsika ny dimensions sy ny prix .Afaka miditra mp avy hatrany 😊

Tote bag brodé à la main 😍 🌸🍁Vita amin'ny lamba soga matevina tsaraDimensions : 34 x 37 cmMandray commande ihany koa iza...
02/04/2023

Tote bag brodé à la main 😍 🌸🍁
Vita amin'ny lamba soga matevina tsara
Dimensions : 34 x 37 cm

Mandray commande ihany koa izahay, afaka hatao amin'ny refy izy tiana , afaka manome môdely , afaka asiana doublure sy poche ihany koa

Tote bag brodé à la main 😍 🌼🌻🌸🍀🌺Vita amin'ny lamba soga matevina tsaraDimensions : 34 x 37 cmMandray commande ihany koa ...
02/04/2023

Tote bag brodé à la main 😍 🌼🌻🌸🍀🌺
Vita amin'ny lamba soga matevina tsara
Dimensions : 34 x 37 cm

Mandray commande ihany koa izahay,afaka hatao amin'ny refy izy tiana , afaka manome môdely , afaka asiana doublure sy poche ihany koa.

Tote bag brodé à la main 😍 ❤💛Vita amin'ny lamba soga matevina tsaraDimensions : 34 x 37 cmMandray commande ihany koa iza...
02/04/2023

Tote bag brodé à la main 😍 ❤💛
Vita amin'ny lamba soga matevina tsara
Dimensions : 34 x 37 cm

Mandray commande ihany koa izahay, afaka hatao amin'ny refy izy tiana , afaka manome môdely , afaka asiana doublure sy poche ihany koa

Sac manjakely 🌸Misy doublure sy fermeture , ary poche kely ao anatinyDimensions :Largeur 43 cm Hauteur 33 cmEpaisseur 11...
28/03/2023

Sac manjakely 🌸
Misy doublure sy fermeture , ary poche kely ao anatiny
Dimensions :
Largeur 43 cm
Hauteur 33 cm
Epaisseur 11 cm

Address

Talatamaty Ivato
Ambohidratrimo

Telephone

+261333481309

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ZAH Créa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share