06/01/2025
TAONA VAOVAO ⚠️, Tandremo⚠️
Fomba 5 hanatsarana ny FAHASALAMANA
Ilay n°4 tena nanaitra ahy🇲🇬
1-Manaova madio lalandava!
Mizàra manasa tanana,
Tokony anao izany ianao rehefa:
-avy any @ toilettes
- avy mamangy marary
- hikarakara sakafo
- avy mievona , mikohaka
2- Mampiasà rano madio!
Mila rano fona isika andavanandro, ampangotrahina na mampiasà fitaovana fitatavanina rano rehefa misotro rano
3- Jereo akaiky ny sakafo
Fantaro izay tsy mety aminao
Tsy ho salama mihitsy ianao, raha tsy voafidy tsara sy voalanjalanja ny sakafo haninao
4- Ndao anao Sport
Ny fanaovana fanatanjahantena dia miaro anao amin'ny mety ho
-aretin'ny fo
-Diabeta
-fiakaran'ny tosi-drà
-fahabetsahan'ny kolesterola
-fahatapahan'ny lalan-drà
5- Manao ampy torimaso
Rehefa ampy torimaso ianao dia afaka mitadidy tsara
Mitombo manaraka izany ny faharanitantsaina ka lasa mazoto lalandava.
SAROBIDY NY FAHASALAMANTSIKA
NéDECO MG