27/05/2026
Ela tsy tazana fa variana kely nilalao pelote 😁
Sac voalohany no-réalisé-na tamin'ny pelote
Sac tena nitaky patience be mihitsy, tena hoe 😅
Fa vita ihany sady afa-po ny tompony 🥰💖
Mbola tsy mandray commande aloha fa tena betsaka ny milahatra ato 😁
Tena misaotra betsaka foana 🙏🙏