Mimie Mimie

Mimie Mimie Accessoires enfant (chaussures, sac, lunettes); Décoration Maison

30/05/2026

Hey hey

Zay Mbola Tsy nahazo miroir aza tara

Tena Efa vitsikely sisa stock 😊

Manao livraison izahay ah

Ary Mandefa colis aminy faritra

Adresse : Aty aminy nouveau monde Andrefanambohijanahary en face Toby ratsimandrava box A48sous sol

27/05/2026

Oh Reto alefa mora be daholo Reo deco Reo

Prix Cadeau 🎁

Ny parfums maisons
Ny tables
Ny vases


Malakilaky sao tara ah

Aty aminy nouveau monde Andrefanambohijanahary en face Toby ratsimandrava box A48sous sol

Manao livraison 🚚 ihany koa

Mandefa colis ho anareo any aminy faritra

26/05/2026

Serre livre doré disponible de suite ❤️

25/05/2026

Hello hello

Mamy kely ry Reto ity étagère ity 😊

Lay tendance be aminy zao

Manana dispo de suite zay

Importer ny antsika ah 😉

21/05/2026

Live shopping 🛍️

Demain à 11h azadino ah

Prix CADEAU 🎁

Prix tataka be mihintsy 😋

21/05/2026

Étagère minimaliste dispo de suite ❤️

🤙🏻Tendance be izy Reto ah

Misy lehibe Sy kely dispo ato aminay 😋

Importer ah 😊

Mp fa prix intéressant

20/05/2026

live shopping 🛍️

Vendredi à 11h

Prix Cadeau 🎁

Tena hoe mora be mora be daholo ☺️

Ny articles ato

19/05/2026

Hello hello 👋

Dispo de suite daholo Lay table Sy deco eo amboniny

Tonga dia mandray vonona nareo 😋

Aty aminy nouveau monde Andrefanambohijanahary en face Toby ratsimandrava box A48sous sol

Manao livraison 🚚 izahay

Mandefa colis 📦 any aminy faritra

17/05/2026

Combo Mamy kely

Tonga dia vonona ho any table basse nareo ☺️

Mirary alahady mahafinaritra oh

14/05/2026

Mbola misy vitsivitsy ireto parfums maisons Reto

👉🏻Misy fofona fruits
👉🏻Misy fofona fleurs

Mp malaky fa sao taraiky

Address

Centre Commercial Nouveau Monde Andrefan’Ambohijanahary Box A48 Sous Sol
Antananarivo
101

Telephone

+261322297501

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mimie Mimie posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category