𝑳𝒊𝒂𝒏 𝒄𝒐𝒍𝒍𝒆𝒄𝒕𝒊𝒐𝒏

𝑳𝒊𝒂𝒏 𝒄𝒐𝒍𝒍𝒆𝒄𝒕𝒊𝒐𝒏 ✨LIAN✨

✨Bring your fashion fantasy to life✨

✨Precious talents guided by the ambition of a great dream✨

Misaotra indrindra 💙🤍💙Manomana zavatra tsara be vaovao bé💙🤍💙
21/08/2026

Misaotra indrindra 💙🤍💙
Manomana zavatra tsara be vaovao bé💙🤍💙

15/08/2026

💙🤍💙Gasy ka tsara💙🤍💙

19/07/2026

C'est l'éclairage qui est différent ici
J'ai arrêté le régime et j'ai perdu ma petite taille 🤣🤣🤣

🇲🇬 Tratry ny Asaramanitra eee❤️🤍💚Mirehareha ho Malagasy.✨Mirary fety sambatra sy feno fifaliana ho antsika rehetra.✨Ho e...
26/06/2026

🇲🇬 Tratry ny Asaramanitra eee❤️🤍💚

Mirehareha ho Malagasy.✨
Mirary fety sambatra sy feno fifaliana ho antsika rehetra.✨

Ho ela velona anie i Madagasikara! 🇲🇬

Collection Miray ♥️🤍♥️

« Salama e, ela ela tsy hita e ✨ »Ho an’ireo mpanaraka vaovao, présentation kely:Izaho dia Liantsoa Andrianihanitra Mpan...
19/06/2026

« Salama e, ela ela tsy hita e ✨ »

Ho an’ireo mpanaraka vaovao, présentation kely:
Izaho dia Liantsoa Andrianihanitra
Mpanjaitra sy styliste, tompon’ny marque Lian Collection.

Misy fiovana kely amin’izao fotoana izao:
❌ tsy manao « cours de couture »
❌tsy mandray « réalisation de modèles personnalisés » intsony
❌miato aloha ny « commandes » sy « rendez-vous ».

Hifantoka bebe kokoa amin’ny famoronana « modèles exclusifs » avy amin’ny Lian Collection aho.
Efa manomana « collection vacances » vaovao sy stylé be ✨
Mankasitraka indrindra amin’ny fanohanana sy fahatokisana hatrany 🤍
Lian Collection — « Your style, your identity » ✨

26/05/2026

🩷Une robe , plusieurs styles🩷
Création de Liantsoa Andrianihanitra

16/05/2026

💜 Styliste Malagasy 💜 Collection Farantsa 💜 Liantsoa Andrianihanitra #

09/05/2026

🤍💚 Miray a séduit le public 💚🤍

Début février marque un nouveau chapitre.💜Après un temps de silence, d’évolution et de préparation, la marque revient pl...
01/02/2026

Début février marque un nouveau chapitre.💜

Après un temps de silence, d’évolution et de préparation, la marque revient plus affirmée que jamais.💜💜💜

Cette nouvelle collection est une déclaration : des ensembles sexy, provocants et élégants, pensés pour les femmes qui assument leur pouvoir, leur corps et leur ambition.💜💜💜

📍Disponible sur commande📍

📍Fin de la promo 📍Mankasitraka anareo rehetra nandray anjara💜💜💜Mankasitraka ihany koa fa feno ity volana ity💜💜💜Efa manom...
24/01/2026

📍Fin de la promo 📍
Mankasitraka anareo rehetra nandray anjara💜💜💜
Mankasitraka ihany koa fa feno ity volana ity💜💜💜
Efa manomana ny Collection vaovao Lian 💜💜💜

Address

Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 𝑳𝒊𝒂𝒏 𝒄𝒐𝒍𝒍𝒆𝒄𝒕𝒊𝒐𝒏 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to 𝑳𝒊𝒂𝒏 𝒄𝒐𝒍𝒍𝒆𝒄𝒕𝒊𝒐𝒏:

Shortcuts

Share