26/05/2026
✨ FAMPAFANTARANA : Fanemorana Ny fisarihana"Tirage au Sort" ✨
Salama daholo !
Mahakasika ny fisarihana ny lalao (jeu-concours) niarahantsika omaly lundi de Pentecôte,
Tsy adinonay akory fa mba hanomezana fahafahana ny maro an'isa handray anjara sy hahazo ireo "packs" tsara tarehy misy antsika, dia tapaka ny hevitra fa halavaina kely ny fotoana fandraisana anjara!!! 🎁🥳
Miala tsiny indrindra amin'ity fanovana kely ity, saingy ho tombontsoan'ny rehetra ihany io: arakaraka ny maha-maro antsika no vao mainka mahafinaritra ny lalao sy hampifaly ireo Reny Malalantsika🥰
🗓 Ny ALAKAMISY HO AVY IZAO ny fotoana vaovao hihaonantsika amin'ny fisarihana.
Noho izany, mbola misokatra ho an'izay rehetra te handray anjara ny lalao mandra-piandry izany fotoana izany. 📲
Mankasitraka sahady amin'ny faharetana avy aminareo. Mirary fahombiazana ho an'ny mpandray anjara rehetra! 🤍
⚠️⚠️⚠️Marihina fa ao amin'ilay publication voalohany ihany afaka mandray anjara sy manao ny commentaire sy partage
🎁 GRAND JEU-CONCOURS : SPÉCIAL FÊTE DES MÈRES 🌸
Vonona ny hanome fahafaham-po an'ilay olona sarobidy indrindra eo amin'ny fiainanao ve ianao?
Alohan'ny hivoahan'ny Pack Fête des Mères ofisialy amin'ny herinandro, ny Nani's dia nanapa-kevitra hanolotra fanomezana goavana ho anareo!
Satria tia mampifaly anareo foana izahay, dia tsy pack iray ihany fa PACK 3 MIHINTSY no hozaraina maimaim-poana ! 🏆✨
👉 Marihana fa : Olona 3 tsara vintana no hahazo ny loka, izany hoe olona iray = pack iray. ! 🤞🎉
📥 AHOANA NY HANDRAISANA ANJARA?
Tsotra kely, araho fotsiny ireto dingana 3 ireto :
✅ Abonne-toi /Araho ny pejy (raha mbola tsy nanao izany ianao!).
💬 Mentionne namana 3 ao amin'ny commentaire mba hampandraisana anjara azy ireo koa.
🔁 Zarao ity publication ity ao amin'ny profil-nao (ataovy "en mode public" mba ho hitanay).
NY FISARIHANA :
Mandritra ny direct ny Alatsinainy 25 Mai hariva ho avy izao ny fisarihana lehibe !
Mirary fotoana mahafinaritra sy fahombiazana ho antsika rehetra ! Andao hanomboka ny hafalian'ny Fête des Mères... ✨👇