02/01/2026
Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona 2026 !
Erin-taona latsaka kely izao izahay no ACTIF tato farany 🥹 najanona mihitsy noho ny antony maro samihafa … Efa hiverina tsy ho ela 🙏🏻
Mankasitraka foana ❤️