Tsena ho an'ny rehetra

Tsena ho an'ny rehetra Vente ball friperie en gros et detail
Livraison gratuit dans tous Mada
☎️038.96.681.38
☎️038.66.463.81

bonjours 😊Fahavaratra ty ny andro ry zareo a,mandeh be zao ty kapa ty ze maika anodina vola rapide 💸be an'isa sady mora ...
30/01/2026

bonjours 😊
Fahavaratra ty ny andro ry zareo a,mandeh be zao ty kapa ty ze maika anodina vola rapide 💸
be an'isa sady mora masokarena 200.000ar fotsiny
mp aingana ary e 🥰
manao livraison sy mandefa
Tel:038 66 463 81/038 96 681 38

Mankasitraka tompoko  rehetra 🙏🏻Izahay dia vonona andray ny commande nareo foana 😍Aza mataotra fa patinay tsara ny entan...
28/01/2026

Mankasitraka tompoko rehetra 🙏🏻
Izahay dia vonona andray ny commande nareo foana 😍
Aza mataotra fa patinay tsara ny entanareo mba ho afampo foan nareo.🥰
Izay afaka mandalo moa dia misokatra ho anareo foan ny dépot anay lundi à samedi
Ankazomanga akaikin'ny lalamby maty porte n3
tel:0389668138/0386646381
malafosa be

bonjour 😊Mivadibadika ny andro lasa mangatsiaka tampoka zany 🥶🤔kay moa izahay manana an'ity   1er ity:👌madio volo tsara👌...
27/01/2026

bonjour 😊
Mivadibadika ny andro lasa mangatsiaka tampoka zany 🥶
🤔kay moa izahay manana an'ity 1er ity:
👌madio volo tsara
👌matevina tsara ny lambany
👌ngeza tsara ny b***e
👌tailles kelikely atrany,sady maro an-dehilahy
Toerana:Ankazomanga ankasina lalamby maty dépôt vaovao porte n°3🕋
Tél: 038.66.463.81/038.96.681.38
Manao livraison sy mandefa

Mankasitraka antsika rehetra izahay ato  frip androany Tadidio fa mitohy  erin'andro ity ny promotion antsika a😊Arao atr...
26/01/2026

Mankasitraka antsika rehetra izahay ato frip androany
Tadidio fa mitohy erin'andro ity ny promotion antsika a😊
Arao atrany ny page fa tsy mitrahatra anolotra entana tsara ho anareo izahay 🥰
Rampitso ndray ary o 😘😘

Salama daoly 👋Anolotra promotion miavaka be izahay  erin'andro vaovao be ity:💥Drat 2eme:250.000 ar💥soutien mifangaro bra...
26/01/2026

Salama daoly 👋
Anolotra promotion miavaka be izahay erin'andro vaovao be ity:
💥Drat 2eme:250.000 ar
💥soutien mifangaro bras sport:250.000ar
💥boody tee-shert:250.000ar
💥Kapa orana :220.000 ar
💥pyjama coton:250.000ar
💥baby 2eme:380.000ar
🫰Betsaka entana tsara ato fa aza misalasala manjifa ny BEST FRIPE🫰
0386646381/038 96 68138
Manao livraison / Mandefa
Toerana:ankazomanga ankasina lalamby maty dépôt vaovao n°3

Salama daoly 👋 reto ndray arrivage tsik:💥SHORT CARGO PREMIER SHOIX 💥SLIM JEAN HOMME BLEU 💥SLIM JEAN HOMME GRIS NOIR 💥VES...
23/01/2026

Salama daoly 👋 reto ndray arrivage tsik:
💥SHORT CARGO PREMIER SHOIX
💥SLIM JEAN HOMME BLEU
💥SLIM JEAN HOMME GRIS NOIR
💥VEST JEAN ENFANT
💥VEST JEAN ADULT
💥JUPE JEAN LAVA SY FOHY
Manao livraison tana sy mandefa faritra
Mp namiantso avetrany
038.66.463.81 ☎️

💥Baby ligth 1er choix💥Madio Volo bé SAdy bé couleur  top qualiter aza misalasala miditra mp na miantsoafaka manantona mi...
22/01/2026

💥Baby ligth 1er choix💥
Madio Volo bé SAdy bé couleur top qualiter aza misalasala miditra mp na miantso
afaka manantona mivantana aty ianareo
toerana: ankazomanga lalamby maty
☎️038.93.686.72
☎️038.96.681.38

19/01/2026

Tongava maka entana daholo ooo 🥰🥰
Entana tsara 😍
Fandraisana mahafam-po 🥰🥰
📞 0389668138
0386646381

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsena ho an'ny rehetra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Tsena ho an'ny rehetra:

Share