21/09/2022
Salama daholo isika mpikambana rehetra😊🥰
Fifaliana lehibe ho ahy no
mampafantatra anatsika rehetra mpikambana ato amin'ny Pejy "Ti-Anahy Créa" fa misokatra amin'ny fomba ofisialy ny Pejin-tsika.
Ity Pejy ity moa dia ho atokan-tsika ho amin'ny resaka "Asa Tanana Malagasy". Ary eto aho dia manasa antsika rehetra sahady mba hanjifa ny vita Malagasy fa io ihany no antsika ary io ihany koa no reharehan-tsika🥰.
Koa aza miala alavitra ary fa efa ho avy sahady ny andiany voalohany❤️.
Mirary soa sahady🥰.