Super Serveurs

Super Serveurs Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Super Serveurs, Antananarivo.

16/02/2026

Indro aroso aminareo indray 'lay t@ St Valentin ary!

Ny tsaingoka sy goka no hamaranantsika ity volana lava indrindra ity anh!! 😁Dia arabaina daholo nahavita iny πŸ’ͺ🍻Super Ser...
30/01/2026

Ny tsaingoka sy goka no hamaranantsika ity volana lava indrindra ity anh!! 😁
Dia arabaina daholo nahavita iny πŸ’ͺ🍻
Super Serveurs ihany no nandroso ny sakafo

Zaraina ato ihany ireto ra hahafinaritra !Dia indreto indray izahay fa vonona raha tena vonona tokoa hianareo! 😁😁😁Tongav...
30/01/2026

Zaraina ato ihany ireto ra hahafinaritra !
Dia indreto indray izahay fa vonona raha tena vonona tokoa hianareo! 😁😁😁
Tongavasoa ny andro re ah!! β™₯️

Dia miandry ny tompon-draharaha indray sisa no atao izao!! Super Serveurs
10/01/2026

Dia miandry ny tompon-draharaha indray sisa no atao izao!!
Super Serveurs

Efa raikitr'indray ity ny taona vaovao ary!Ireto no entinay hanokafan'izany, ny 03 janoary teo izy ireto Le Lion D'or Su...
05/01/2026

Efa raikitr'indray ity ny taona vaovao ary!
Ireto no entinay hanokafan'izany,
ny 03 janoary teo izy ireto

Le Lion D'or
Super Serveurs

Dia indro ary ny Fanambadiana namarananay ity taona ity eh!Super Serveurs no niandraikitra manontolo ny sakafo!!Mankasit...
27/12/2025

Dia indro ary ny Fanambadiana namarananay ity taona ity eh!
Super Serveurs no niandraikitra manontolo ny sakafo!!
Mankasitraka be dia be t@ fahatokisana tompoko! πŸ™

Madiva hifaran'ity taona ity, πŸ€”πŸ€”πŸ€”Faly izahay satria nahatanteraka zavatra maro! πŸŽ‰Faly ihany koa izahay ary dodona fa hih...
20/12/2025

Madiva hifaran'ity taona ity, πŸ€”πŸ€”πŸ€”
Faly izahay satria nahatanteraka zavatra maro! πŸŽ‰
Faly ihany koa izahay ary dodona fa hihaona aminareo indray @ taona ho avy io! πŸ™‚β€β†•οΈπŸ˜Š
Ireto indray aloha ny sangan'asa naroson'i ho antsika!
Super Serveurs moa izany dia misisika eny foana, ✌️😁
19/12/25

Akory aby eh!! πŸ‘‹Efa nitsahatra ny orana dia zaraina toerana mamy be hianareo, πŸ˜πŸ˜πŸ›– Tahak'izao ilay  any Ambohimalaza any ...
11/12/2025

Akory aby eh!! πŸ‘‹
Efa nitsahatra ny orana dia zaraina toerana mamy be hianareo, 😁😁
πŸ›– Tahak'izao ilay
any Ambohimalaza any izy io 🏍️🚘🚍
ary tao izahay anio no niketrika, πŸ˜‰ fa tena hoe kanto
Misy kilalao maro be ao, tena hoe hianao indray no reraka, πŸ™‚β€β†•οΈ maneo izany ny sary! πŸ“ΈπŸ“ΈπŸ“Έ
Dia alao fy ary eh!!
πŸ˜πŸ™

Super Serveurs tsy miala aminao! πŸ˜…πŸ˜…πŸ˜…

Misy fotoana tsy mahazo sary mihitsy, 🫴 Tonga ara-potoana ny olona nasaina🫴 Tsy tafavoaka ny hefitra fikarakarana mihits...
08/12/2025

Misy fotoana tsy mahazo sary mihitsy,
🫴 Tonga ara-potoana ny olona nasaina
🫴 Tsy tafavoaka ny hefitra fikarakarana mihitsy
Fa rehefa mba tafavoaka kely dia manara-po mihitsy πŸ“Έ
Ankadindratombo ilay toerana teto!
no niantso anay hiara-hiketrika
Super Serveurs no nampandroso sy nanampy nikarakara

Tena tsy mahay izahay! 🀭😁tsy mahay izay mbola tsy nataonay izahay hatreto, izay nampanaovin'anay rehetra aloha no nataon...
06/12/2025

Tena tsy mahay izahay! 🀭😁
tsy mahay izay mbola tsy nataonay izahay hatreto, izay nampanaovin'anay rehetra aloha no nataonay hatreto! πŸ˜…
Mankasitraka ny ekipa niangaly ny asa anio!! ❣️❣️πŸ’ͺ

04/12/2025

Address

Antananarivo

Telephone

+261343689977

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Super Serveurs posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share