Gracia Fitia

Gracia Fitia TONGASOA😍😍
ATO
👉NY ZAVA DREHETRA : NY MAHASOA👍 NY MAHAFINARITRA🥰🤩 ARY NY MAMPIHOMEHY😂😂👈

MANAOVA FETY SAMBATRA DAHOLO🙏🙏🙏💓
25/05/2026

MANAOVA FETY SAMBATRA DAHOLO🙏🙏🙏💓

23/05/2026

EFA MIALA ANY NY VALIM_BAVAKA
FA AZA MIALA MIHINTSY, MILA MANDROSOA FOANA🙏🙏💓

23/05/2026

HANANGANA ANAO HO VEHIVAVY MAHERY
MAHAVITA ADIDY, TSY MITSOAKA ADY ANIE ANDRIAMANITRA

23/05/2026

"VOATAHY SAMY VEHIVAVY IANAO ARY VOATAHY NY HATERAKY NY KIBONAO" LIOKA 1:42
"ARAHABA RY ILAY NOHASOAVINA, NY TOMPO MOMBA ANAO" Lioka 1 :28 b
🙏HOMBA SY HITAHY ANAO SY NY ANKOHONANAO JESOSY, ARY ho aminao anie NY andon'ny lanitra sy ny tsiron'ny Tany🙏
👉 Momba anao manokana Andriamanitra🙏
👉Hanavao ilay fanekena izy FA TSY HITSAHATRA NY HANASOA ANAO SY NY TARANAKAO, satria Malala eo imasony ianao, dia ilay be voninahitra sady tiany🙏
👉Hiavaka amin'ny VEHIVAVY rehetra anie ianao, hisy fiatraikany eo amin'ny lafiny rehetra, ao an_tonkatrano, any am_piasana, eo amin'ny fianakaviana, eo amin'ny ankohonana fa indrindra eo amin'ny fiangonana misy anao sy ny adidy rehetra sahaninao🙏

Gracia Fitia 🙏
svp

22/05/2026
22/05/2026

HOMEN'I JESOSY ANAO TOKOA ANIE ILAY RANO VELONA TSY HAPANGETAHETA ANAO INTSONY🙏

"TONGA MALAHELO NY MIRAVIRAVY TANANA, FA MAMPANAN_KARENA NY TANAN'NY MAZOTO" OHABOLANA 10:4👉HOMBA ANAO ANIE ANDRIAMANITR...
22/05/2026

"TONGA MALAHELO NY MIRAVIRAVY TANANA, FA MAMPANAN_KARENA NY TANAN'NY MAZOTO" OHABOLANA 10:4
👉HOMBA ANAO ANIE ANDRIAMANITRA KA HIDITRA AN_TSEHATRA AMIN'NY EZAKA ATAON'NY TANANAO
🙏HANOME FAHAZOTOANA KA HANOSIKA ANAO HIAKATRA IZANY🙏🙏
👉NY EZAKA ATAO ISANANDRO DIA DINGANA LEHIBE SY FAHASOAVANA HO ANAO RAHAMPITSO KA AZA KIVY MIHINTSY FA MAZOTOA AMIN'NY ASA IZAY OMEN'NY TOMPO ANAO ANIO, ANKASITRAHO NY ANIO FA NY AMPITSO ANKAMATATRA🙏
MIRARY SOA FOANA 🙏🙏

TSY MANAVAKA ANDRIAMANITRA🙏💓💓Andriamanitra Fitiavana, tsy mba manavakavakaFa na zaho na ianao, dia samy tiany tsotra iza...
21/05/2026

TSY MANAVAKA ANDRIAMANITRA🙏💓💓

Andriamanitra Fitiavana, tsy mba manavakavaka
Fa na zaho na ianao, dia samy tiany tsotra izao
Tsy nafoiny tsy nariany
Fa dia arovany sy hampiany

Andriamanitra dia fitiavana
Raha sendra lavo ianao natsangany
Ny ranomaso sy ny alahelo nofafany
Ny fahotana izay vitanao efa nosasany

Andriamanitra, tiany avokoa isika zanany
Gracia Fitia

REHEFA TOJO OLANA IANAO NA RERADRERAKY NY ASA AMAN_DRAHARAHA DIA MANGALÀ BAIBOLY DIA VAKIO FA HIASA HO ANAO NY FANAHY MA...
20/05/2026

REHEFA TOJO OLANA IANAO NA RERADRERAKY NY ASA AMAN_DRAHARAHA DIA MANGALÀ BAIBOLY DIA VAKIO FA HIASA HO ANAO NY FANAHY MASINA HANORO SY HAMPAHAFANTATRA ANAO ILAY ZAVATRA VAKIANAO HANANGANA SY HAPATANJAKA ANAO INDRAY
🖐️ZA REHEFA MAMAKY BAIBOLY DIA TONGA DIA ZAVATRA MAHAKASIKA NY FIAINAKO FOANA NO SENDRA HITAKO AO, ARY MAMPAHERY SY MAMPATANJAKA INDRAY NY FINOAKO

20/05/2026

TSARA MANDRY DAHOLO INDRAY E, TAHIN'NY TOMPO ANTSIKA IABY🙏🙏

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gracia Fitia posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share