Jesoa, tia ❤️ary miandry anao🙏🏽
Tongasoa eto amin’ny pejy DAGOCHRISTART, misehatra amin’ny fivarotana karazan-javatra Kristianina,
Ny antom-pisinay dia ny:
🖼🏠hanan’ny Kristianina zavatra - na dia kely sy bitika aza - mampatsiahy sy manamarika ny finoany ao an-tranony na amin’ny toerana alehany,
🎁Hahafahanao manolotra ho fanomezana zavatra mampatsiahy ny fanarahana dia an’i Kristy
😁😇😍Fa indrindr
a, manambara an’i Jesoa sy ny Vaovao Mahafaly📣🗣
Alohan’ny hanjifanao dia misaotra sahady 🙏🏽mamaky ny fepetra mifehy izany
Mankasitraka anao ary ho feno fahasoavana hatrany
“Itafio i Jesoa”, Romana 13:14
___________________________
Jésus t’aime❤️ et t’attend 🙏🏽
Bienvenue sur la page DAGOCHRISTART, boutique en ligne de vente de divers articles chrétiens,
Nous sommes là pour que:
🖼🏠tu aies quelque chose, même petite, qui te rappelle et témoigne de ta foi, chez toi et là où tu vas
🎁tu puisses offrir en cadeau quelque chose qui rappelle le Christ, notre chemin
😁😇😍et surtout proclamer Jésus et sa Bonne Nouvelle 📣🗣
Avant vos achats, merci🙏🏽de lire nos conditions générales de vente,
Toutes nos gratitudes et soyez bénis en abondance
“Itafio i Jesoa”, Romana 13:14