Satroka Vita Malagasy

Satroka Vita Malagasy Mpivarotra 🇲🇬 vita tanana.

Satroka , ary rary miavaka ho an'ny vehivavy sy lehibe. avy amin'ny akora natoraly."

☺️Mbola mandray commande hatrany izahay amin'ireto satroka anjazakely ireto oh! Amin'ny vidiny mirary : 2500ariary maka ...
30/07/2026

☺️Mbola mandray commande hatrany izahay amin'ireto satroka anjazakely ireto oh! Amin'ny vidiny mirary : 2500ariary maka maro( efa prix maka maro daholo)❤️

❤️❌❌Salama daholo e! Ho antsika mpanjifa satroka ato aminay na izay mbola hanjifa,dia mandray commande satroka isan'andr...
18/06/2026

❤️❌❌Salama daholo e! Ho antsika mpanjifa satroka ato aminay na izay mbola hanjifa,dia mandray commande satroka isan'andro izahay ary arakarakan'ny isany ny faharetan'ny fahavitany.Raha ohatra moa ka misy dispo Ilay izy dia afaka Tonga dia livrenay amin'ny andro ifanarahana eo!
❌❌Ho anay ato amin'ny satroka vita malagasy manokana dia efa prix maka maro 🥰prix de gros🥰 ny anay! Izany hoe tsy manombana intsony ary tsy afaka mandatsaka ihany koa❤️
❌❌Ho an'ny livraison dia tsy manao livraison izahay raha latsaka ny article 10 no alainao noho n'y Antony manokana🥰
Manao kosa izahay raha 10 miakatra fa mandoa frais de livraison Ilay client🥰
Tsy afaka mametra lera izahay hoe mba livrena amin'izao ora na amin'izao ora fa izay ahatingavan'ny livreur any amin'iny fotoana nifanomezana iny!❌Antony❌Betska ny livraison/ny embouteillage tsy mampilaza/izay andalovana Tonga dia anaterana.Izay no mahatonga anay tsy afaka manome lera ny amin'ny livraison!❤️🥰
Mankasitraka antsika rehetra dia mirarisoa be dia be ❤️

🥰Manja anie oa e❤️Tee shirt agnay betsileo : cotonTaille: SMLXL : 20 000ar❤️
30/05/2026

🥰Manja anie oa e❤️
Tee shirt agnay betsileo : coton
Taille: SMLXL : 20 000ar❤️

🤣🤣🤣🤣
18/05/2026

🤣🤣🤣🤣

🇲🇬 HiANOKA NY FITIAVANA NY TANINDRAZANA! 🇲🇬​Efa kely sisa dia higadona ny faha-26 jona! Fotoana fanehoana ny maha-Malaga...
13/05/2026

🇲🇬 HiANOKA NY FITIAVANA NY TANINDRAZANA! 🇲🇬
​Efa kely sisa dia higadona ny faha-26 jona! Fotoana fanehoana ny maha-Malagasy sy ny firaisankina izao.
​Te hiavaka ve ianao amin'ity fety ity? Sahala amin'ny hita ao amin'ny sary.
Manolotra ny SATROKA VITA MALAGASY izahay ho anao:
​Mahatohitra ny masoandro sy ny rivotra.
​Mety ho an'ny rehetra, na lehibe na kely.
​Vidiny mirary: 4500 Ar monja ny iray!

​🛒 Ahoana ny fomba famandrihana?
​Aza miandry farany vao hividy fa sao lany! Mandray commande sahady izahay izao:
​Facebook: Satroka Vita Malagasy
​Laharana finday: 038 11 912 72
​Fahendrena sy Fitiavana ny Tanindrazana! ❤️🇲🇬

Miarahaba ny Mpanaraka n'y Pejy rehetra oh🥰🥰Faly fona Zay MIZARA aminareo n'y Modèle misy ato aminay 🎉Aza adino fa mandr...
12/05/2026

Miarahaba ny Mpanaraka n'y Pejy rehetra oh🥰🥰
Faly fona Zay MIZARA aminareo n'y Modèle misy ato aminay 🎉
Aza adino fa mandray commande fona Zay.Ary vonona n'y hanome fahafahampo sy fitokisana feno hoa anareo 🥰🥰

10/05/2026

⛔⛔ ALERTE 😂

Aleo MBA asintsika anireto Hira malaza ireto.😘
Az adino fa afaka mi-partage ianao aa😊🥰🥰

Waoo🥰🥰🥰
09/05/2026

Waoo🥰🥰🥰

04/05/2026

Mety Ve moa Tsa Mety e?😍😂
🫶🏼
❤️🫶🏼

🧢 Satroka vita Malagasy 🇲🇬Tsara kalitao, maivana sady lamaody💰 3500Ar (prix gros)📞 038 11 912 72➡️ Aza misalasala miants...
04/05/2026

🧢 Satroka vita Malagasy 🇲🇬
Tsara kalitao, maivana sady lamaody
💰 3500Ar (prix gros)
📞 038 11 912 72
➡️ Aza misalasala miantso na mandefa message!

Address

Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Satroka Vita Malagasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Satroka Vita Malagasy:

Shortcuts

Share