30/08/2026
VENTE DE MATÉRIELS POUR ARTISANS
Miarahaba antsika rehetra !!!!
🚨Ireto indray ny arrivage :
- Guide
- Fourchette
- Roulette pointue
- Coupe tige
- Plaque de poinçonnage
- Poinçon rond
- Rouleau
- Règle
- Aimant
🔥Manasa antsika hanantona mivantana eny @ boutique fa tsy misy livraison aloha mandritra ny fotoana tsy voafetra.
☎️Ny contact boutique : 034 24 038 02
⏰Ora fisokafana : alatsinainy h@ zoma @ 9h h@ 16h30
🏢Toerana : Besarety Antsahakely akaikin'ny Canal+, rehefa eo @ arrêt tanimalalaka Besarety dia misy coiffure Onitiana dia mandroso kely misy taxi phone dia mitsofoka manaraka ilay pavé trano faha-4 izy face grenat.
Mankasitraka hatrany anareo mpanjifa ❤️❤️❤️