Kojakoja

Kojakoja Regarde les bonnes choses ✨

09/05/2026

Ity indray izy fanazavana tsotsotra amin'ny teny gasy ny fampiasana cup menstruelle nataon'i Kojakoja ☺️

09/05/2026

Ity ny vidéo reportage nataon'i Brut momban'ilay cup menstruelle.

Izay manampy fanazavana kokoa momban'ilay cup menstruelle ☺️

Asiantsika LIVE VENTE PROMO entana rehetra ato amin'i Kojakoja demain.Amin'ny firy mety amintsika?16h? 17h? 18h sa alind...
08/05/2026

Asiantsika LIVE VENTE PROMO entana rehetra ato amin'i Kojakoja demain.

Amin'ny firy mety amintsika?
16h? 17h? 18h sa alindalina mihintsy ?

08/05/2026

✨Cup menstruelle na kaopy fadim-bolana ✨

Prix💰
40.000Ar (01)
70.000Ar (02)

- En silicone médicale
- Deux tailles sont disponibles : S et L
- 03 couleurs disponibles : Rose , violet , noir

Ho an'i vehivavy rehetra indrindra ireo tsy mazaka serviette hygiénique sy tampon (allergies lasa misy misy bouton be dia be ny faritra fivaviana)
Indray mividy ihany dia maharitra 5 taona be izao, izany hoe tsy mandany vola isambolana intsony
Mora diovina satria rano fotsiny no anadiovana azy.

Livraison manerana ny Madagascar 🛵

06/05/2026

✨Installation teny Analamahitsy teny ✨

Vokatra ny fahatsarana oh✨Miroir disponible de suite✨ Ho an'ireo tia vibe aesthetic, girly, coloré pastel.Type: Miroir o...
06/05/2026

Vokatra ny fahatsarana oh

✨Miroir disponible de suite✨
Ho an'ireo tia vibe aesthetic, girly, coloré pastel.

Type: Miroir organique avec bordure en bois
Couleur : Mauve
Dimensions : 1m60*70cm
Caractéristiques : Murales, installation invisible
Prix: 520.000Ar

Izay tonga voalohany no mahazo azy

Asio présence kely aloha isika tia décoration aesthetic, girly, coloré pastel toy izao?✨🦋🩷Aza miala alavitra fa misy vok...
06/05/2026

Asio présence kely aloha isika tia décoration aesthetic, girly, coloré pastel toy izao?✨🦋🩷

Aza miala alavitra fa misy vokatra vo mafana avokanay ao amin'ny vidiny mirary 😁

✨Avant Vs Après ✨Tsara moatra ireto miroir organique ireto.Merci à notre clientèle de toujours nous faire confiance 🫶
17/04/2026

✨Avant Vs Après ✨

Tsara moatra ireto miroir organique ireto.
Merci à notre clientèle de toujours nous faire confiance 🫶

18/03/2026

✨Les miroirs avec le meilleur rapport qualité prix ✨

Alefaso ary ny commande 🤗

______________________________________________

Atelier et showroom Itaosy FJKM AMBANILALANA
Contact : 032 80 034 76 /+261383477556

17/03/2026

✨Miroir disponible de suite ✨

Efa amin'ny sary ny Détails et prix

Izay tonga voalohany ny mahazo.
Fa afaka mandray commande koa 👌

_______________________________________________
Atelier et showroom Itaosy FJKM AMBANILALANA
Contact : 032 80 034 76 / +261383477556

✨ Étagère machine à laver ✨Dimensions : - Hauteur 1m70- hauteur table: 80cm- Longueur : 70- Largeur : 50Matériel : Tube ...
16/03/2026

✨ Étagère machine à laver ✨

Dimensions :
- Hauteur 1m70
- hauteur table: 80cm
- Longueur : 70
- Largeur : 50
Matériel : Tube et mélamine ou bois

Prix: 435.000Ar (sur commande)

✅Qualité et finition assurée
✅ Autres modèles réalisables sur devis (Gratuit)
Ps: photo illustration, photo réelle en commentaire

_________________________________________________

Showroom et Atelier Itaosy FJKM AMBANILALANA
Contact : 032 80 034 76 / +261383477556

Address

Itaosy Ambanilalana
Antananarivo
102

Telephone

+261328003476

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kojakoja posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category