11/06/2026
Fiadanana e 🌸
🌱Faly foana aho isaky mahazo ohatry izao isaky ny avy manao livraison 🥰🥰
🌱Mamerina fahakasitrahana ho antsika rehetra amin’ny fahatokisana ny asanay 🫰
✅ Ho anareo izay mbola tsy nanao commande dia aza misalasala manoratra aminay ao amin’ny hafatra miafina
🌱Mirary ny soa ho antsika rehetra 😘