18/05/2026
📣Lalao ho an'ny reny rehetra 😁😁
Lasa aloha kely ny fanomezana ho an'izay reny ahazo an'ity zany fa tsy maninona 😋🤗
Tsotra dia tsotra ny fanontaniana fa inona no fepetra arahina?
✅️ Aboneo ny page 😉
✅️ Valio eo amin'ny commentaire ny valiny marina
✅️ Mentionner-o eo daholo izay renim-pianakaviana fantatrao
✅️Ataovy partage en mode publique ity publication ity
❓️Fanontaniana: Iza ilay reny ao amin'ny baiboly efa nitsaha-jaza nefa mbola afaka niteraka?
📣 Fisarihana: ny zoma 22 May izao
📌 034 21 999 04
📍 Ankazomanga- Ampitan'ny Tsena Antaniavo (akaikin'ny Jovena)
-Reny