Chic'Art MG

Chic'Art MG Vokatra Malagasy ���

🌸🌸Miarahaba antsika vehivavy rehetra amin'izao ankatokiny fetin'ny vehivavy izao😊😊Manana vokatra vitsivitsy izahay natao...
07/03/2021

🌸🌸Miarahaba antsika vehivavy rehetra amin'izao ankatokiny fetin'ny vehivavy izao😊😊Manana vokatra vitsivitsy izahay natao ho fanomezana antsika vehivavy rehetra👸💁. Kavina moderina amin'ny karazany maro samy hafa.(En provenance de France).
🌺🌺10 000Ar monja amin'izao fankalazana ny fetin'ny vehivavy zao.

Mirary tontolo andro mahafinaritra ho anao 😊
12/11/2020

Mirary tontolo andro mahafinaritra ho anao 😊

🇲🇬Miarahaba antsika rehetra o☺️,ireto misy vokatra Kely vitsivitsy ho zaraina amintsika.Tongava ao amin'ny hafatra miafi...
06/11/2020

🇲🇬Miarahaba antsika rehetra o☺️,ireto misy vokatra Kely vitsivitsy ho zaraina amintsika.Tongava ao amin'ny hafatra miafina na miantso mivantana fa vonona ny hamaly anao izahay☺️

🇲🇬🇲🇬Miarahaba antsika rehetra oo ☺️☺️ tonga ilay nandrasana😍😍 ireto misy vokatra vitsivitsy izay ho entinay ho anareo.Az...
06/11/2020

🇲🇬🇲🇬Miarahaba antsika rehetra oo ☺️☺️ tonga ilay nandrasana😍😍 ireto misy vokatra vitsivitsy izay ho entinay ho anareo.Aza misalasala avy hatrany ny manatona ao amin'ny hafatra miafina📲 na miantso mivantana amin'ny +261340937263📞 Vonona ny hamaly anao hatrany izahay🇲🇬🇲🇬

Miarahaba anao tongasoa eto amin'ny pejy 😊😊
25/10/2020

Miarahaba anao tongasoa eto amin'ny pejy 😊😊

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chic'Art MG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share