Goûté kely

Goûté kely Vente des petits biscuits...cacapigeons et croquettes délicieux 😍

livraison gratuite hoan izay mi commande plus de 2 kg 🥰🍪🍪🍪
10/12/2025

livraison gratuite hoan izay mi commande plus de 2 kg 🥰🍪🍪🍪

efa ho avy ny fety..aza misalasala mandefa commande..🍪🍪🍪🥰
10/12/2025

efa ho avy ny fety..aza misalasala mandefa commande..🍪🍪🍪🥰

Sady matsiro no mikarepoka tsara 👍👍☺️☺️

Aza misalasala mandefa mp n'a miantso avy hatrany
☎️☎️☎️ 032 40 219 94

🥰🥰🍪🍪🍪
10/12/2025

🥰🥰🍪🍪🍪

Rehefa mijery télé iny Dia izao no ataonay Goûté kely 😊😍😍

Mirary soa daholo 😘😘😘

🍍25 000ar le kg..Commande en Mp ou 032 40 219 94
19/06/2024

🍍25 000ar le kg..

Commande en Mp ou 032 40 219 94

Rehefa mijery télé iny Dia izao no ataonay Goûté kely 😊😍😍

Mirary soa daholo 😘😘😘

Recette papa indray androany 😉😉♥️♥️
16/06/2024

Recette papa indray androany 😉😉♥️♥️

Entrée no atoro antsika anio  fête papa rahampitso 😉GRATIN DE PÂTES JAMBON SAUCE BÉCHAMEL ZAVATRA ILAINA500 g pâte efa m...
15/06/2024

Entrée no atoro antsika anio fête papa rahampitso 😉

GRATIN DE PÂTES JAMBON SAUCE BÉCHAMEL

ZAVATRA ILAINA

500 g pâte efa masaka
200g jambon en dès
80g fromage râpé
40g beurre
50g farine
600g ronono
1/2 c à c sira
2 Pincées de poivre
2 Pincées de muscade

FIKARAKARANA

SAUCE BÉCHAMEL :atsonika ny beurre.ampiana farine Dia afangaro vety2.
Arotsaka ny ronono Dia haroina MBA ho harihatra malefaka.
Ampiana sira s'y fromage poivre ary muscade.
Rehefa vitæ n'y sauce béchamel Dia arotsaka ny pates sy jambon.atao anaty plat a gratin ..Dia fafazana fromage râpé eto ambony.
Andrahoina 30mn anaty four à 180 °

Zay Dia vitæ..maztoa daholo ♥️ ♥️♥️

Mandray commande hatrany...♥️
14/06/2024

Mandray commande hatrany...♥️

🌟 🌟 🌟🌟🌟 kely matsiro kely 😍😍♥️

Cc daholo...Any aminareo any koa ve mba vokatra bé n'y saonjo 😊😊😊Izahay ato Amin goûté kely Dia ilay izy atao saoba no t...
09/05/2024

Cc daholo...

Any aminareo any koa ve mba vokatra bé n'y saonjo 😊😊😊

Izahay ato Amin goûté kely Dia ilay izy atao saoba no tena ankafizanay azy 👌👌👍👍

😘😘😘

Cc daholo 😘 Ianareo ve mba Tia Godrogodro?!Izahay ato @ goûté kely aloha Dia tena mpankafia eh!!!🤤🤤Mirary farany Hérin a...
20/04/2024

Cc daholo 😘

Ianareo ve mba Tia Godrogodro?!
Izahay ato @ goûté kely aloha Dia tena mpankafia eh!!!🤤🤤

Mirary farany Hérin andro mahafinaritra daholo😘😘☺️

Mandray commande biscuits kely foana n'y goûté kely 25 000 ar/kg.aza misalasala miantso ☎️☎️n'a mandefa hafatra miafina
oroka mamy 😍😘♥️

Mandray commande

Izahay ato Amin Goûté kelyDia mirary fety paka sambatra hoanareo rehetra😊😍😘😘😘Mandray commande hatrany ♥️♥️♥️
30/03/2024

Izahay ato Amin Goûté kely
Dia mirary fety paka sambatra hoanareo rehetra

😊😍😘😘😘

Mandray commande hatrany ♥️♥️♥️

Tsara Anie wa zan goûté kely Ato aminay zany eh ☺️♥️😍😍
27/03/2024

Tsara Anie wa zan goûté kely Ato aminay zany eh ☺️♥️😍😍

Address

Ambohitso
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Goûté kely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share