10/03/2026
✨ Fandriana milamina, Torimaso mamy! ✨
Ataovy tsara tarehy sy milamina ny efitra fatorianao miaraka amin’ny drap, housse ary moustiquaire élégante.
Sady miaro amin’ny moka no manome torimaso tsara sy milamina isan’alina. 🛏️💤
💎 Modely sy loko maro azo isafidianana
💎 Kalitao tsara, mateza ary tsara endrika
💎 Mety amin’ny fandriana rehetra
📍 Toerana: 67 Arrêt bus Ambodin’isotry
📞 Contact :034 60 837 27
032 56 602 4
WhatsApp: 034 12 241 68
⚡ Tongava hijery fa voafetra ny stock!