Petakofehy.mdg

Petakofehy.mdg 🧵Création de broderie en tout genre🧵
✓coussins, nappe de table, tenu de mariage, haut,cadre mural ✓

Que ce Noël nous rappelle l’immense amour de Dieu, Lui qui nous a envoyé Son Fils unique.Que la magie de Noël remplisse ...
25/12/2025

Que ce Noël nous rappelle l’immense amour de Dieu, Lui qui nous a envoyé Son Fils unique.
Que la magie de Noël remplisse nos cœurs de paix, de joie et de bénédictions🎄✨

Joyeux Noël à tous les amoureux de Petakofehy 🥳

"Jehovah no momba anao, ry lehilahy mahery"Miarahaba ny Dada rehefa amin'izao fetin'i Ray izao, ho tahiana mihoatra, man...
15/06/2025

"Jehovah no momba anao, ry lehilahy mahery"

Miarahaba ny Dada rehefa amin'izao fetin'i Ray izao, ho tahiana mihoatra, mankahery amin'ny adidy sy andraikitra izay sahanina🥰❤️
Mirary fety sambatra eeeh🥳

💐🇲🇬

🕊🥰Joyeuses pentecôtes🥰🕊Mirary fetin'ny Pentekosta sambatra ho antsika rehetra, samy ho feno ary ho amintsika hatrany ani...
08/06/2025

🕊🥰Joyeuses pentecôtes🥰🕊

Mirary fetin'ny Pentekosta sambatra ho antsika rehetra, samy ho feno ary ho amintsika hatrany anie ny Fanahy Masina❤️🕊
Manaova fête sambatra daholo💐🥳

Aza hadino hatrany ny manaingo ny akanjo sy haingon-trano, na ho antsika mitady fanomezana ihany koa eto amin'ny Petakofehy.mdg / Petakofehy Mdg
Halefaso ny message, laharana koa tsy miova:
📞034 83 136 56
📞034 94 745 21

🥳🇲🇬

Heyyyy oh🥳 Efa ho avy ny fetin'i Neny🥰 mbola tsy nahita hatao fanomezana? Ndao tsy hatao fitaovan-dakozia intsony fa hat...
18/05/2025

Heyyyy oh🥳

Efa ho avy ny fetin'i Neny🥰 mbola tsy nahita hatao fanomezana?
Ndao tsy hatao fitaovan-dakozia intsony fa hatao miavaka kely dia asiantsika hafatra kely izay tiantsika eh😁😍

Tambour de broderie no ndao omena azy, afaka manome modèle izahay afaka ihany koa manatenteraka izay tianao hatao,
Halefaso mialoha aza ny mp sao tara anh🥳🥳🫶

Laharana tsy miova:
📞034 83 136 56
📞034 94 745 21

Ireto misy sary indrana kely sopapa afaka hatao tsara mihitsy anh sady hataonay manjakely ohatr'izao mihitsy 🥰

✨🌹  8 Mars : Tisser l'avenir avec force et passion !  🌹✨Le 8 mars est bien plus qu’une date, c’est un symbole de force, ...
08/03/2025

✨🌹 8 Mars : Tisser l'avenir avec force et passion ! 🌹✨

Le 8 mars est bien plus qu’une date, c’est un symbole de force, d’espoir et de résilience 💪💜. La broderie, héritage précieux des femmes, tisse des histoires, des rêves et offre une source d’émancipation 🌍🧵.

À vous, femmes inspirantes – mères, entrepreneures, étudiantes, artisanes, militantes – Petakofehy.mdg / Petakofehy Mdg vous célèbre aujourd’hui et chaque jour ! 💖 Continuons à tisser l’égalité et à faire tomber les barrières ensemble ! ✨

💜 Partageons cette énergie, encourageons l’émancipation et célébrons la femme, aujourd’hui et tous les jours ! 💜

🌸 💪 🧵
🌹 🇲🇬

❤️Happy valentine's Day❤️❤️Tolory, zarao, omeo fitiavana ny tenanao sy ny manodidina anao indrindra ireo izay tena akaik...
14/02/2025

❤️Happy valentine's Day❤️

❤️Tolory, zarao, omeo fitiavana ny tenanao sy ny manodidina anao indrindra ireo izay tena akaiky ny fonao❤️

Mirary zoma mahafinaritra feno fifankatiavana ho antsika mpankafÿ Petakofehy.mdg🥰❤️
Oroka mamyyy😘😘🌹

Aza misalasala manontany na tonga mp raha te hanome fanomezana fa tsy mbola tara😍

📞 034 83 136 56
📞034 94 745 21

🌸🇲🇬

Address

Antananarivo

Telephone

+261348313656

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Petakofehy.mdg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Petakofehy.mdg:

Share

Category