Jave Together we will succeed!😏🥰💗

Tsodrano ilay orana eh🥰Ireto indray àry ny aventure kelinay 5mianaka tany ambohimandroso tany eh,Tonganay foana hoy zaha...
08/04/2026

Tsodrano ilay orana eh🥰
Ireto indray àry ny aventure kelinay 5mianaka tany ambohimandroso tany eh,
Tonganay foana hoy zahay na aiza na aiza no misy ny fetinareo🤗
Mankasitraka indrindra an´izy mivady natoky anay.

Ho anareo koa:

Faites confiance à notre service traiteur professionnel, composé d’une équipe bien formée et expérimentée, hanatsara sy hampiavaka ny événements-nao amin’ny sakafo matsiro sy service impeccable.
Info: 038 40 750 52

28/03/2026

Ireo listen´ny papa sosy🥱🤣

Ny ekipa solide💗🤗
15/03/2026

Ny ekipa solide💗🤗

😌🙏💗
22/02/2026

😌🙏💗

10/02/2026

Mahery vaika nu cyclone fa aoka samy hitandrina

10/02/2026
Ho soa hatrany ny fiarahatsika eeeh 🥰🥰💗Fiarahana mivoka kely😊
09/02/2026

Ho soa hatrany ny fiarahatsika eeeh 🥰🥰💗
Fiarahana mivoka kely😊

🤭🤣
03/02/2026

🤭🤣

Coucouuu daholo🥰Andao aloha aseho anareo ny dossier kelinay aloha sy anaty ary aorian´ny mission anay eh🤭🥰Aza adino ny m...
23/01/2026

Coucouuu daholo🥰
Andao aloha aseho anareo ny dossier kelinay aloha sy anaty ary aorian´ny mission anay eh🤭🥰

Aza adino ny manaraka ny pejy anh❤
Jeunes prestataires🥰
Aza misalasala miantso🙏

16/01/2026

Ohatran´izao mihintsy rehefa le mampianatra ankizy😪🤣

😁😁
29/11/2025

😁😁

Mbola eto foana isika eh🤗
21/11/2025

Mbola eto foana isika eh🤗

Address

Anosizato
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261388924093

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jave posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Jave:

Share