New arrivals

New arrivals Vente des article de décoration et des accessoires

31/10/2025

Efa afaka miconfirmer ny COMMANDE isika rehetra ooh😊🥰Efa mandeha normal ny Opérateur ka afaka tonga de manao Commande am...
31/10/2025

Efa afaka miconfirmer ny COMMANDE isika rehetra ooh😊🥰
Efa mandeha normal ny Opérateur ka afaka tonga de manao Commande amzay 😁 raha ny fahatapahana kely izy teo🙏


Modèle vitsivitsy disponible de suite🔥🕒Stock limité ⚠️⚠️⏳Amin'ny vidiny tsy ampoizinao😍
29/10/2025

Modèle vitsivitsy disponible de suite🔥🕒
Stock limité ⚠️⚠️⏳
Amin'ny vidiny tsy ampoizinao😍

Modèle vitsivitsy ho an'ny OPPO A53 4GAmin'ilay tsy de misy manana 😊😁
28/10/2025

Modèle vitsivitsy ho an'ny OPPO A53 4G
Amin'ilay tsy de misy manana 😊😁

Nouvelle semaine, même détermination❤️‍🔥Nouvelle housse, nouvelle énergie 🔥🌹
27/10/2025

Nouvelle semaine, même détermination❤️‍🔥
Nouvelle housse, nouvelle énergie 🔥🌹

Tsy diso anjara ihany koa ianareo lehilahy fa misy modèle maro isafidianana Quelques modèles pour homme  -vous
26/10/2025

Tsy diso anjara ihany koa ianareo lehilahy fa misy modèle maro isafidianana
Quelques modèles pour homme
-vous

 🤎
25/10/2025

🤎

Mbola mitohy hatrany ny fandraisana ny commande HOUSSE STYLÉE😘Livraison gratuite pour les 20 premières personnes à confi...
24/10/2025

Mbola mitohy hatrany ny fandraisana ny commande HOUSSE STYLÉE😘

Livraison gratuite pour les 20 premières personnes à confirmer leur commande.

9 jours eo foana ny délai de COMMANDE tsika🚀
Saika misy modèle avokoa ho an'ny karazana téléphone rehetra fa aza tara👌🏻

(avance) obligatoire pour confirmation de votre commande

24/10/2025
Housse finday tsara tarehy sy matanjaka ! 😊💪 Loko sy modely maro hifanaraka amin’ny style-nao 🥳👉 Livraison : 9 andro max...
22/10/2025

Housse finday tsara tarehy sy matanjaka ! 😊💪
Loko sy modely maro hifanaraka amin’ny style-nao 🥳

👉 Livraison : 9 andro maximum
👉 Prix : manomboka @ 35 000 Ar
👉 Mety amin’ny karazana finday rehetra

Alefaso aminay ny modèle-n’ny findainao, dia izahay no mandefa ny housse mifanaraka amin’izany 💯

22/10/2025
🥰 Tena mahafaly anay be ny hafatra toy izao!Misaotra anareo rehetra amin’ny fitokisana sy ny fitiavana ❤️Tsapako hoe ten...
21/10/2025

🥰 Tena mahafaly anay be ny hafatra toy izao!
Misaotra anareo rehetra amin’ny fitokisana sy ny fitiavana ❤️
Tsapako hoe tena afapo ianareo amin’ny kalitaon’ny “housse” 😍

Address

By Pass
Antananarivo
101

Telephone

+261348066455

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when New arrivals posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to New arrivals:

Share