Mi Art'Soa

Mi Art'Soa Profite de ce que tu as,
Travaille pour ce que tu veux.

❤Mendrika ny tsara indrindra ianao ❤
04/06/2026

❤Mendrika ny tsara indrindra ianao ❤

✨ 01 JUIN ✨Un nouveau mois.Un nouveau souffle.Une nouvelle page à écrire.
01/06/2026

✨ 01 JUIN ✨

Un nouveau mois.
Un nouveau souffle.
Une nouvelle page à écrire.

❤Miarahaba ny Reny rehetra❤ ❤Mba ho Reny filamatra anie❤❤ Hahefa be amin'ny adidy izay sahanina ❤
31/05/2026

❤Miarahaba ny Reny rehetra❤
❤Mba ho Reny filamatra anie❤
❤ Hahefa be amin'ny adidy izay sahanina ❤

23/04/2026

Iza no hahasaraka antsika amin'ny fitiavan'i Kristy ? Fahoriana va, sa fahantrana, sa fanenjehana, sa mosary, sa fitanjahana, sa loza, sa sabatra ? Rom 8:35

=> FFPM- 486. Inona no hahasaraka ahy
5- Eny, izao rehetra izao, ry Tompo,
Tsy mba hahasaraka Aminao!
Na inona hanjo ity Mpanompo,
Dia hijoro, tsy handao Anao!
Velona aho, Tompo, eny maty,
Dia tsy mivadika Aminao!
Hianao no velona ao anaty,
Ka doria, ny foko ho Anao! 💝

Mirary soa aby

22/04/2026

👉 Ny olona mahomby dia tsy miandry fahatsapana, fa mahay mifehy ny fotoana.

💚
28/03/2026

💚

"Indro, fahamarinana ao am-po no sitrakao; ary fahendrena ao amin'ny miafina no ampahafantarinao ahy. Ampodio amiko ny f...
25/03/2026

"Indro, fahamarinana ao am-po no sitrakao; ary fahendrena ao amin'ny miafina no ampahafantarinao ahy.
Ampodio amiko ny fifaliana amin'ny famonjenao; ary tohàny fanahy mazoto aho" . Salut 51:6,12

24/03/2026

Tsy ny lehilahy manana sipa maro no lehilahy mafy.
Tsy ny lehilahy bokona no tena lehilahy mafy.

Ny tena fahalemen’ny lehilahy dia hita amin’ny vehivavy: ny lehilahy tsy mahafehy ny fakam-panahy dia mbola lehilahy malemy.

Ny tena lehilahy dia mahatohitra ny fakam-panahy amin’ny vehivavy ary mahavita mifantoka amin’ny tanjony foana, tsy voahelingelina.

Ny lehilahy mafy dia manana olotina iray ihany, nefa mahavita mamorona fidiram-bola maro mba hampiadanany azy sy hanatratrarana ny tanjony miaraka.

Ny herin’ny lehilahy dia tsy hita amin’ny isan’ny vehivavy manodidina azy, fa hita amin’ny fahafehezan-tena sy ny fahaiza-manaony manatratra ny tanjony amin’ny fiainana.

Rehefa mahatohitra io fakam-panahy amin’ny vehivavy io ny lehilahy, dia tsy misy zavatra tsy tanterany eo amin’ny fiainany.

Fa raha tsy mahafehy io fakam-panahy io ny lehilahy, dia na eo aza ny fiainany ankehitriny, mety hitotongana tsikelikely izy.

Réussir avec Martin

Ny miaraka Aminao dia fifalianaTsy maintsy misy koa ny hazo fijalianaFa Ianao no manefy ahy, mikapoka sy manafayNefa koa...
23/03/2026

Ny miaraka Aminao dia fifaliana
Tsy maintsy misy koa ny hazo fijaliana
Fa Ianao no manefy ahy, mikapoka sy manafay
Nefa koa miaro indray raha sendra izay ady mahamay

03/02/2026

Address

Antananarivo

Telephone

+261336441121

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mi Art'Soa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mi Art'Soa:

Share