29/05/2025
Bonsoir daholo o,
Ato ndray ny arrivage tsika o
housse de matelas mora be‼️
Vaky Ball européenne :
🎀matevina be sy tsara be
🎀tsy miofo
🎀 Sans défaut
🎀Maharitra amantaonany maro
🌹4 places: 35000ar
🌹2 place: 20000ar
🌹1 place: 12000ar
NB: marihana fa ny housse d'oreiller na housse de coussin miaraka aminy ireo Dia amidy ihany koa 6000ar ny iray ✨
mandefa @ faritra
Ao ambaniny ireo sary ny mombamomba n'y housse de matelas
Aza misalasala miditra mp o❤️🙏