Ma'Nouh

Ma'Nouh Atelier de création et de production des articles fait main malagasy 🇲🇬

05/04/2026
🌿✨ Vos retours, notre moteur ! ✨🌿Chez Ma’Nouh, chaque pièce est faite à la main avec amour 🤍Et vos avis nous font toujou...
31/03/2026

🌿✨ Vos retours, notre moteur ! ✨🌿

Chez Ma’Nouh, chaque pièce est faite à la main avec amour 🤍

Et vos avis nous font toujours chaud au cœur 🧺
💬 Super beau 😍 style bohème comme j’adore ! Très fidèle aux photos 👌

Mais on reste aussi transparents avec vous 🔎 Quelques petites finitions à améliorer sur certains articles.
👉 Merci pour votre sincérité 🙏

C’est grâce à vous qu’on ajuste chaque détail pour vous offrir des pièces encore plus soignées 🌺

On grandit avec vous, jour après jour 💛

Ireto indray ilay izy 🥰Ilay inona?Ilay haingon-drindrina tsara kely ataondr'i Ma'Nouh eh ☺️🤭 Otrizany refa le miteny ire...
27/03/2026

Ireto indray ilay izy 🥰

Ilay inona?

Ilay haingon-drindrina tsara kely ataondr'i Ma'Nouh eh ☺️


🤭 Otrizany refa le miteny irery izany 😅

Mandray commande hatrany izahay ah ☺️ ary miezaka hatrany eo amin'ny fanatsarana ny kalitao omena anareo mpanjifa 🌸

23/03/2026

✨ Élégance artisanale + style bohème 💓💓💓💓  coup de cœur assuré 🤍
19/03/2026

✨ Élégance artisanale + style bohème

💓💓💓💓 coup de cœur assuré 🤍

Eh!!  Tsaroanareo ve ilay oha pitenenana iny hoe: " ny vodin-tsobika aza manan-tandrify"?Koa raha mba omena izay tandrif...
14/03/2026

Eh!!
Tsaroanareo ve ilay oha pitenenana iny hoe: " ny vodin-tsobika aza manan-tandrify"?

Koa raha mba omena izay tandrify azy ihany koa ilay akanjo maloto ao antrano ao iny eh 😊 fa tsy avela irenireny eny ambony seza sy fandrina rehetra eny 😅

⛔ Aza taraiky ary amin'ny commande fa efa maromaro indray ny asanay volana Aprily ao ah 😊

🥖 Le saviez vous ?Ce panier est très dangereux : il fait disparaître le pain en quelques minutes ! 🤔Heureusement, il est...
10/03/2026

🥖 Le saviez vous ?

Ce panier est très dangereux : il fait disparaître le pain en quelques minutes ! 🤔

Heureusement, il est toujours prêt à en accueillir d’autres 😂

❌ Article déjà livré 🌸

Mais nous sommes aussi toujours prêt à accueillir vos commandes 😉

03/03/2026

Le fait main Malagasy 🇲🇬

By Ma'Nouh 🌼

Efa vonona daholo ve ianareo handray ny livraison rahampitso oh 🥰Maromaro kely izy ato ah, fa ezahintsika maraina daholo...
26/02/2026

Efa vonona daholo ve ianareo handray ny livraison rahampitso oh 🥰

Maromaro kely izy ato ah, fa ezahintsika maraina daholo hatrany anefa 🌸

Dia mankasitraka anareo fonafona 😍🙏

Ianareo kosa ry reto ah 🥺 💕 mbola tsy tapitra akory ity ny volana dia efa misasaka sahady ny calendrier de commande amin...
23/02/2026

Ianareo kosa ry reto ah 🥺

💕 mbola tsy tapitra akory ity ny volana dia efa misasaka sahady ny calendrier de commande amin'ny volana manaraka 🥺

tena mankasitraka bediabe amin'ny fanohananareo an'ilay asa tananay 🥰

Ialana tsiny aloha izany ho an'izay mbola miandry article disponible de suite vaovao fa mbola ho elaela mihitsy vao hisy izay 😔 afaka manontany fona anefa fa mbola misy vitsivitsy kely ao ah 😊

🌼Vonona ary hiezaka hatrany hanome ny tsara indrindra ho anareo 🇲🇬

Mirary alina milamina 🌜

17/02/2026

Mirary tontolo andro mahafinaritra ho antsika izahay equipan'i Ma'Nouh 💓

Address

Talatamaty
Antananarivo

Telephone

+261345995326

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ma'Nouh posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share