17/06/2026
♟️ 𝐕𝐚𝐧𝐢𝐦-𝐩𝐨𝐭𝐨𝐚𝐧𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐤𝐢𝐳𝐲 𝐢𝐳𝐚𝐨 𝐯𝐨𝐥𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐨! 👧👦🇲🇬
Aleo hiverina kely amin’ny fahatsiarovana mamy, ka hampahafantarina sy hampianarina ny ankizy indray ireo 𝐤𝐢𝐥𝐚𝐥𝐚𝐨 𝐟𝐚𝐡𝐢𝐧𝐲 izay nampiavaka ny kolontsaina malagasy.
Anisan’izany ny 𝐅𝐚𝐧𝐨𝐫𝐨𝐧-𝐭𝐬𝐢𝐯𝐲, kilalao mampivelatra ny fisainana, ny faharetana ary ny fahaizana mandinika.
✨ 𝐀𝐯𝐞𝐫𝐞𝐧𝐨 𝐡𝐨𝐯𝐞𝐥𝐨𝐦𝐢𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐤𝐢𝐥𝐚𝐥𝐚𝐨 𝐟𝐚𝐡𝐢𝐧𝐲, 𝐟𝐚 𝐥𝐨𝐯𝐚 𝐬𝐚𝐫𝐨𝐛𝐢𝐝𝐲 𝐡𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚𝐤𝐚 𝐚𝐧𝐤𝐞𝐡𝐢𝐭𝐫𝐢𝐧𝐲 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐡𝐨 𝐚𝐯𝐲.
Raha liana ianao :
📩 Mandefasa hafatra miafina aminay.
📞 034 97 805 27