Lav'art'angana

Lav'art'angana Atelier et boutique d'Artisanat MALAGASY

Salama daholo indray ohhh.👋👋👋...volana vaovao ary vokatra ihany koa mitombo sy mihatsara hatrany (tsy lainga fa tena izy...
01/04/2026

Salama daholo indray ohhh.👋👋👋...volana vaovao ary vokatra ihany koa mitombo sy mihatsara hatrany (tsy lainga fa tena izy anh😅😅...)
Efa manakaiky ny fety ka aza tara ary manjifa ireo vokatra tsara be atolotray ho anareo amin'ny fikarakarana maro samihafa:
✓iketrehana sakafo maraina☕🍰..mmhhh mety tsara😋😋👌👌
✓anaovana goûter isan'karazany...👌👌
✓tsakitsaky tonga dia VONONA..😁😁

>Vovondronono tsara sady matsiro no ara-pahasalamana tsara afaka jifainareo amin'ny fonosana
=> 250g:8000 ar
=>500g:15000 ar

>Chips banane plantain amin'ilay tsara tsiro be anh...
=>salé na sucrée tena hoe mmmmhhh👌👌...vidiny tena mirary fa 3000 ar de efa vita goûté sy ny tsakitsaky....

🏡 toerana tsy miova fa eny amin' Lav'art'angana Besarety apitan'ny EPP
🚴 Livraison à partir 3000 ar
☎️034 39 652 13

Salama daholo indray oh....👋👋Faly hatrany izahay mizara aminareo ny vokatra avy aty aminay...Aza tara ary manao commande...
06/03/2026

Salama daholo indray oh....👋👋
Faly hatrany izahay mizara aminareo ny vokatra avy aty aminay...
Aza tara ary manao commande azy fa tena tsara kalitao nefa afaka jifainareo amin' ny vidiny mirary...😊😊😊

salama daholo oh...efa tonga ary azo jifaina indray ny vokatra tsara be... vovondronono amin'ilay tsara kalitao 👌👌 sady ...
23/02/2026

salama daholo oh...efa tonga ary azo jifaina indray ny vokatra tsara be... vovondronono amin'ilay tsara kalitao 👌👌 sady tsara tsiro😋😋 hatrany...
ny vidiny ihany koa dia natao mirary dia mirary

fonosana 250 g: 8000 ar
fonosana 500g: 15000 ar

☎️:034 39 652 13
🚴Livraison à partir 3000 ar

salama oh...efa tonga indray ny vokatra tsara be anh...vovondronono matsiro be ary tena tsara kalitao...☺️☺️amin' ny vid...
23/01/2026

salama oh...efa tonga indray ny vokatra tsara be anh...
vovondronono matsiro be ary tena tsara kalitao...☺️☺️amin' ny vidiny mirary hatrany ho antsika

250g :8000ar
500g: 15000 ar

🏡 lav'art'angana besarety
🚴 livraison à partir 3000 ar
☎️ 034 39 652 13

salama harivariva indray oh...Arabaina nahatratra ny taona vaovao daholo...mbola misy hatrany ny vokatra vovondronono am...
03/01/2026

salama harivariva indray oh...Arabaina nahatratra ny taona vaovao daholo...mbola misy hatrany ny vokatra vovondronono amin'ilay tsara sy matsiro ho antsika ka aza tara ary manao commande oh...

salama harivavariva oh ....tonga ity ny volana Desambra...mananotanona sahady ny fety🎉🎉 koa aza tara fa efa tonga idray ...
01/12/2025

salama harivavariva oh ....tonga ity ny volana Desambra...mananotanona sahady ny fety🎉🎉 koa aza tara fa efa tonga idray zao ny vovon-dronono matsiro be amin'ny vidiny mirary anh😋😋

=> 500g 15000 ar
=> 250 g 8000 ar

🚴Manao livraison à partir de 3000 ar
☎️ 034 39 652 13

Samedi Joli!Fotoana ampirimina sy hanaingoana trano.Andao hiantsena ao amin'ny Lav'art'angana ,Besarety face arrêt bus t...
28/09/2024

Samedi Joli!

Fotoana ampirimina sy hanaingoana trano.
Andao hiantsena ao amin'ny Lav'art'angana ,Besarety face arrêt bus tsena.

Misy karazana Décoration,hapamanja ny ao an-trano ao

Manao livraison izahay!
Mp na 0340986548

Tongasoa indray ny "Miel de Palissandre" avy any Mampikony.Isan-taona izy io no miakatra eto an-davarangana.Besarety fac...
25/09/2024

Tongasoa indray ny "Miel de Palissandre" avy any Mampikony.

Isan-taona izy io no miakatra eto an-davarangana.
Besarety face Arrêt bus Tsena

Betsaka ianareo no mpankafy azy.

Araraoty fa vitsivitsy ihany a!

1l:20000Ar

Manao Livraison
Afaka miantso ny 0340986548

Mbola tsy tara raha izao vao ho aty amin'ny FIA.Izay hanjifa entana eto amin'ny Lav'Art'angana dia Mbola misy ny invitat...
15/09/2024

Mbola tsy tara raha izao vao ho aty amin'ny FIA.

Izay hanjifa entana eto amin'ny Lav'Art'angana dia Mbola misy ny invitation.

Manasa anao hiantso ny 0340986548

Alerte Nouveau Produit chez Nous!Venez nous visiter au stand 227,FIA 2024 pour j***r de tous nos articles.ZONE FORELLO T...
13/09/2024

Alerte Nouveau Produit chez Nous!

Venez nous visiter au stand 227,FIA 2024 pour j***r de tous nos articles.
ZONE FORELLO TANJOMBATO

Address

II T 39 BESARETY
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00
Saturday 08:00 - 18:00

Telephone

+261340986548

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lav'art'angana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Lav'art'angana:

Share